Dulcie.

Dulcie. 🌸Dulcie. Le style en toute douceur🌸

💛Vetements friperies, lavés, repassés et bien choisis pour vous embellir✨

🌿Abonnez-vous et chercher votre style

Jour J🥰Androany ny vente privée antsika zareo a✨Tena tsara izy ao fa Tongava aloha👌📅 Jeudi et vendredi 12 et 13 février ...
12/02/2026

Jour J🥰

Androany ny vente privée antsika zareo a✨
Tena tsara izy ao fa Tongava aloha👌

📅 Jeudi et vendredi 12 et 13 février
📍URBAN FUTSAL zone galaxy Andraharo
⌚️8h30 à 17h

🔥Plus de 150 jeans
🔥Taille 2XS hatramin’ny 2XL [Misy taille 3XS vitsivitsy a🤩]
🔥Afaka manandrana sady mahazo remise rehefa mividy maromaro😍

❤️Satria saint Valentin Efa ho avy dia mahazo cadeau zay 20 premiers achat🎁💐

Tongava maro a😘

🚨Aza adino ny fotoanantsika demain zareo a🚨Tongava maro e😘
11/02/2026

🚨Aza adino ny fotoanantsika demain zareo a🚨

Tongava maro e😘

10/02/2026

Tonga indray ity ny fotoan’ny VENTE PRIVÉE🛍️❤️
Spécial JEANS isika amin’ity👖🛍️

📔Jeudi et vendredi 12 et 14 février
📍FUTSAL zone galaxy Andraharo
⌚️08h30 à 17h

🔥Environ 200 jeans disponibles
🔥Taille 2XS - XL
🔥Moins 1m50 hatramin’ny 1m75 et plus
🔥Afaka manandrana
🔥Afaka mitondra namana fa misy remise foana rehefa mividy maro maro❤️

✨Qualité tsara be foana 👌
✨Saint Valentin ny andro 🥰 dia misy cadeau offert ho an’izay 20 premiers achat 🎁

A très bientôt 😘 dia Tongava maro e🫶

09/02/2026

Zao vao atory fa mbola nanomana ny arrivage ho anareo😩

Reraka iany fa te hanome zavatra tsara be ho anareo 🫶

Zay aloha fa tafandry mandry daholo😘

09/02/2026

Koa satria moa herinandro ankalazaina ny Fitiavana isika ❤️ dia mahafaly anay ny hizara Fitiavana ho anareo 😍

Hisy vente privée indray isika Amin’ity semaine ity 🥰 Efa tsy andrinay sahady fa ho avy tsikelikely eo ny info rehetra ℹ️

Zay fa bonne semaine daholo isika rehetra 🫶

✨ PARCE QUE VOUS LE VALEZ BIEN ! ✨On a une petite surprise pour vous... Notre toute nouvelle Carte de Fidélité est enfin...
05/02/2026

✨ PARCE QUE VOUS LE VALEZ BIEN ! ✨

On a une petite surprise pour vous... Notre toute nouvelle Carte de Fidélité est enfin disponible ! 🌸

Le principe est simple :
1️⃣ 1 achat = 1 check ✅
2️⃣ Au 3ème tampon : On vous offre la LIVRAISON ! 🚚💨
3️⃣ Au 6ème tampon : Profitez de -20% de remise immédiate sur votre commande ! 🎁

C’est notre façon de vous dire MERCI de soutenir notre petite entreprise. 💖

👉 Passez votre commande dès maintenant pour commencer à remplir la vôtre ! 📍 Page Fb : Dulcie. 📞 Infos & Commandes : 034 50 470 98

03/02/2026

Coucou les doux💚

Santionany amin’ny arrivagentsika👌 toujours au TOP foana❤️

Aza Miala lavitra⌛️

𝓗𝓮𝓵𝓵𝓸 𝓕𝓮𝓫𝓻𝓾𝓪𝓻𝔂 ❤️Mirary volana vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra🫶Ho lasa amin’izay ny ratsy rehetra🤪
02/02/2026

𝓗𝓮𝓵𝓵𝓸 𝓕𝓮𝓫𝓻𝓾𝓪𝓻𝔂 ❤️

Mirary volana vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra🫶

Ho lasa amin’izay ny ratsy rehetra🤪

29/01/2026

Bonne nuit les doux❤️😘

27/01/2026

Tu es capable que tu ne le crois pas🫶

Bonne semaine les doux💚

22/01/2026

Efa ho avy ny arrivage-ntsika🫠❤️

Fa dodo tsara daholo aloha 𝓪🫶

𝓑𝓲𝓼𝓸𝓾𝓼😘

19/01/2026

Nanao ahoana ny weekend zareo🥰

Zahay nivoaka kely en famille❤️

𝓣𝓪𝓲𝔃𝓪 𝓪𝔃𝓪 𝓲𝓵𝓪𝔂 𝓽𝓸𝓮𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓻𝓪𝓱𝓪 𝓶𝓲𝓼𝔂 𝓶𝓪𝓱𝓪𝔂🤪❤️

Asintsika VLOG raha tintsika😍

Zay aloha fa Ⓜⓔⓡⓒⓔⓔⓓⓘ ny arrivage🫶🫰

Address

Antananarivo
Ambohibao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dulcie. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category