24/03/2024
Miarahaba an'i Hortensia ʚɸɞ nahazo 10000ar tamin'ilay lalao satria izy no nahazo j'aime be indrindra (225) sy i Maman Fy Abigail Hatsarana nahazo 5000ar satria izy no tsara vintana ka voasarika🥰. Manasa anareo mba hiditra mp handefa numéro andefasana ilay loka aleonareo😘
* Aza miala lavitra fa hisy ny lalao manaraka eto eto amin'ny pejy ☺️