11/08/2026
Hey les filles☺ le plus naturel que possible😉😉
fond de tient tena couche manify kely natao, naturel be mintsy🫦
Mba tori-hevitra kely reto an, rehefa manao choix na make up ianareo dia mba forme tare mitovy amin' areo safidina dia tient an'olona mitovy amin'areo koa satria indraindray tsy manendrika nareo akoriny ilay modèle na make up safidin'areo dia aveo hoe ratsy be izaho, normal be izany satria tsy maquillage mety amin'areo ilay izy.
Izay fa bisous be😘