13/08/2026
! 29 000ar‼️
✅ Efa nahita ilay kilalao manampy ny zaza hatory am-pilaminana ve ianao?
Ity mobile musical berceuse tsara loko kely ity no afaka handrotsirotsy sy hapatory azy
🔹 Misy feo malefaka mampatory no sady mihodikodina
🔹 Loko marevaka: Manampy amin’ny fivelaran’ny sainy.
🔹 Mora apetraka: efa misy support miaraka aminy, mety amin'ny fandrina tsotra
🔹 Manampy ny reny amin'ny fitaizana😍
⛔️Tsy mila courant na pile intsony fa fahanana fotsiny.( )
Sady mahafinaritra izy ity no mahasoa 😍
👉Aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany raha mahalina anao
PRIX PROMOTION:29 000ar
📦 Afaka manao livraison eto Tanà,mandefa amin'ny faritra rehetra ihany koa.
☎️WhatsApp:034 89 146 53