29/08/2026
❌‼️Ilazana isika mpanaraka rehetra fa Tsy misokatra ny botika Costard Myzara Analamahitsy ny talata 01 septambra hatramin'ny alakamisy 03 septambra nohon'ny antony manokana ‼️❌
🔴👉Miverina kosa ny fandraisana ny zoma amin'ny ora mahazatra antsika 😊