LR Fashion Studio

LR Fashion Studio Pejy natokana ho antsika tia akanjo lamaody sur mesure sy tsara zaitra...

Noely 2024 🎄🎀Tsotsotra sy maivamaivana 🙂Mirarisoa ho antsika rehetra 😍
26/12/2024

Noely 2024 🎄🎀
Tsotsotra sy maivamaivana 🙂
Mirarisoa ho antsika rehetra 😍

Mankasitraka foana mametraka fitokisana aminay ❤️❤️Atelier de couture LR manjaitra ny lamaody rehetra 🎀🎀
18/12/2024

Mankasitraka foana mametraka fitokisana aminay ❤️❤️

Atelier de couture LR manjaitra ny lamaody rehetra 🎀🎀

Misaotra indrindra anareo mpanjifa mametraka fitokisana aminay na dia tsy nifankahita maso aza isika t@ commande 😍🙏 Hari...
09/12/2024

Misaotra indrindra anareo mpanjifa mametraka fitokisana aminay na dia tsy nifankahita maso aza isika t@ commande 😍🙏
Harifenitra Rafidiarimanana

Mankasitraka 💝💝

✨ **Élégance et simplicité pour vos événements spéciaux** ✨Que ce soit pour une confirmation*, un baptême*, un mariage c...
28/11/2024

✨ **Élégance et simplicité pour vos événements spéciaux** ✨

Que ce soit pour une confirmation*, un baptême*, un mariage civil* ou un mariage religieux, la robe blanche unie reste un choix intemporel et raffiné. Elle incarne la pureté, l'élégance et l'intemporalité, tout en vous assurant une allure sublime et délicate.

Nous vous proposons ici quelques modèles phares.

Choisissez celle qui mettra en valeur votre beauté et sublimera l’ambiance de votre événement. ✨

Pour plus de détails, n'hésitez pas à nous contacter ou à passer en mp, ou même passer nous voir dans notre atelier.

Contact: 038 38 226 45 / 033 06 292 83
Lieu: Ambatomainty Tana

Efa tena akaiky ny fety🤔Mbola afaka mandray commande izahay @ ity erinandro ity sisa ho an'ireo  fety misesy dia aza tar...
25/11/2024

Efa tena akaiky ny fety🤔
Mbola afaka mandray commande izahay @ ity erinandro ity sisa ho an'ireo fety misesy dia aza tara 👌😁

Atelier de couture Ambatomainty Tana
Afaka mandefa any amin'ny faritra

Aty ny maso maman a☺️Efa akaiky ny fety fa sao tara ilay akanjon' ny harena kely 🧏‍♀️Ireto misy modely vitsivitsy. Fa af...
05/11/2024

Aty ny maso maman a☺️
Efa akaiky ny fety fa sao tara ilay akanjon' ny harena kely 🧏‍♀️

Ireto misy modely vitsivitsy. Fa afaka manome modely ihany koa ianareo 😍

♦️Sur commande
♦️Sur mesure

Afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra

Contact 038 38 226 45

Miarahaba anareo roa nahazo tokantrano dia tongavasoa ny dingana manaraka 🥰Mahareta hatramin'ny farany 💝💝🎀Toky sitraka &...
29/10/2024

Miarahaba anareo roa nahazo tokantrano dia tongavasoa ny dingana manaraka 🥰
Mahareta hatramin'ny farany 💝💝
🎀Toky sitraka & Sitraka Fitahiana

Misaotra nametraka fitokisana anay t@ ireo fitafiana izay natao teto @ atelier de coture LR by Lalaina Rakotoarison LR Ambatomainty

💖💖

Mpanjifa afapo t@ asatananay 😍💝Vonona hatrany izahay hanolotra ny tsara indrindra ho anareo 🙏💖
22/10/2024

Mpanjifa afapo t@ asatananay 😍💝
Vonona hatrany izahay hanolotra ny tsara indrindra ho anareo 🙏💖

Mbola misokatra foana ny fandraisana commande ho antsika rehetra izay mitady mpanjaitra 🙏😍Afaka manome modely fa izahay ...
19/10/2024

Mbola misokatra foana ny fandraisana commande ho antsika rehetra izay mitady mpanjaitra 🙏😍
Afaka manome modely fa izahay koa manana modely maro azonao hisafidianana..
Mandefa any @ faritra 👆
Contact 038 38 226 45

Mbola vonona foana izahay hanome fahafaham-po ho anao fa aza misalasala manatona na miresaka aminay ra hanomana lanonana...
02/10/2024

Mbola vonona foana izahay hanome fahafaham-po ho anao fa aza misalasala manatona na miresaka aminay ra hanomana lanonana samihafa 🥰
Mariage, soratra, vodiondry sns..
Atelier de couture LR by Lalaina Rakotoarison
Ambatomainty

Ato indray ary ilay vavy kely rehetra ry maman isany a☺️☺️👉Sur commande et sur mesure
01/10/2024

Ato indray ary ilay vavy kely rehetra ry maman isany a☺️☺️
👉Sur commande et sur mesure

Aza adino fa afaka mandray commande hatrany izahay ho anareo hamonjy lanona samihafa 🥰
19/09/2024

Aza adino fa afaka mandray commande hatrany izahay ho anareo hamonjy lanona samihafa 🥰

Address

Anjanahary

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LR Fashion Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share