09/11/2022
Aiza 'zahay 'zay lena eo 🤣
Tsy tianao ho lena ve ny kilonga rehefa ilay mirava avy mianatra iny ka avy ny orana!?🤔
Vahaolana mahomby no harosonay ho anao : ividiano elo kely sy ragla kely sy baoty kely ato aminay izy !!
Ny tombony ho azonao??? 😊😊
1) tsy ho lena ny kilonga
2) hahazo entana tsara amin'ny vudiny mirary ianao
3) tsy mila mandrera-tena makeny antsena ianao miantsena 😄🙂
Mandrosoa ary ao amin'ny mp maman sy papa a !