Yasmi Mode

Yasmi Mode Venez faire vos achats en ligne 😉😊

Savon repardine 85gr ,crème 15ml Manala tâche mainty rehetra aminy vatana ,efa maro no nahita vokatra tsra aminy vidiny ...
12/03/2025

Savon repardine 85gr ,crème 15ml
Manala tâche mainty rehetra aminy vatana ,efa maro no nahita vokatra tsra aminy vidiny 10mil Ar

Bonjour daholo 😘😍 Tonga indray ny soin visage an, ho an'ireo izay hanao skincare tena mety be hanaovana nettoyant 😉 . Ma...
16/02/2025

Bonjour daholo 😘😍
Tonga indray ny soin visage an, ho an'ireo izay hanao skincare tena mety be hanaovana nettoyant 😉 . Malandilandina tsara ny hoditrareo , sady tsy mila mampiasa produit bé dia bé fa ito savon an'i ephena ito iany Dia efa mety , aza tara Ary fa vitsy n'y stock saody rehefa manja Kely n'y olona Zay vao mitady ndray.
Miandry anareo izahay 😘

Salma eeee ❤️ Efa be Dia be ianareo ny nangataka ny retour an'ito produit manazava hoditra  sy manala tâche ity an😉 .Man...
16/02/2025

Salma eeee ❤️
Efa be Dia be ianareo ny nangataka ny retour an'ito produit manazava hoditra sy manala tâche ity an😉 .
Manala ny tâche @ elakelam-pe izy ity annn , ny tâche mainty @ helika izay tena manelingelina anareo . Sady tsy tinareo ve hoe fotsifotsy kely mahafinaritra n'y maso eeee, sady mora nefa tena efficace .

Malaky ary fa vitsy iany ny ato annn bisous daholo 😘

Voici nos nouvelles articles pour femme nous vous insitons à venir en méssage privé 😉
23/06/2024

Voici nos nouvelles articles pour femme nous vous insitons à venir en méssage privé 😉

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346075263

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yasmi Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share