MIM Signature

MIM Signature La mode se démode, le style jamais 👗🪡

18/08/2026

Ohatrany mazaka orana ihany ity tissu ity an 😂😂🤭 Tena hoe fotsy fa tsy manify izy io re a 🥰🥰
Dispo en S, M et L aloha izy izao ❤️
Prix 40.000ar ensemble

17/08/2026

🥰 LIVE ARRIVAGE 🥰

17/08/2026

🔥 LIVE ARRIVAGE 🔥

🔥 ARRIVAGE EN LIVE 🔥 Ho anareo mbola tsy mahalala dia misy article vaovao foana isankerinandro. Na couleur izany na modè...
17/08/2026

🔥 ARRIVAGE EN LIVE 🔥
Ho anareo mbola tsy mahalala dia misy article vaovao foana isankerinandro. Na couleur izany na modèle dia miova2 eny foana 🥰🥰 Ho an’ilay tsy maharaka live efa misy photo foana ihany koa isanandro fa nareo sisa no endrasana hanjifa ❤️❤️

Live sur TIKTOK Miarinia 🌸
Live sur FB MIM Signature (ity page ity ihany)

Rdv vers midi 🕛

13/08/2026

Asina video kely mamarana azy aza. Taille L 1 sisa no dispo ao zay tsy mbola nahazo na misalasala hoe manify sns? Ao @ video valiny. Merci 🥰🔥❤️

🤍 ALL WHITE, ALWAYS 🤍 Raha tsy mila zavatra be filirony dia ny tout blanc angamba no tena mamoka an’izay hoe waouhh nefa...
13/08/2026

🤍 ALL WHITE, ALWAYS 🤍
Raha tsy mila zavatra be filirony dia ny tout blanc angamba no tena mamoka an’izay hoe waouhh nefa tsy misy zavatra akory eny aminao 🥰🥰 Madio, mihaja sy tsotra 🤩 Tazomina @ prix live aloha satria tianay mba hanana zavatra tsara nefa mora ianareo ❤️🔥

💋 PRIX 38.000ar
💋 Taille S, M et L
💋 Tissu en maille élastice (TSY MANIFY MIHINTSY)

💌 Afaka manao réservation ihany koa fa misy acompte. 🥰🥰
💌Contact: 0340796505 (commande, réclamation et paiement)

Livraison partout à Mada 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
&Smdg 🧶🧵🪡🇲🇬

🔥 PANTALON TUBE 🔥Anisany article phare ato @ page ny pantalon tube.Misy gamba ao zao efa manana loko maro fa tsy mety le...
12/08/2026

🔥 PANTALON TUBE 🔥
Anisany article phare ato @ page ny pantalon tube.Misy gamba ao zao efa manana loko maro fa tsy mety leo 😂 Zahay koa anisany satria tena mety @ outfit rehetra 🥰🥰 Sady vidiny tena hoe prix bojo 🤭

💋 PRIX 20.000ar
💋 Tissu en maille élastice
💋 Taille S, M et L
💋 Couleur dispo vert, noir, beige et blanc laiteux
💋 Ideal pour 1m55-1m68

💌 Afaka manao réservation ihany koa fa misy acompte. 🥰🥰
💌Contact: 0340796505 (commande, réclamation et paiement)

Livraison partout à Mada 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
&Smdg 🧶🧵🪡🇲🇬

11/08/2026

Perfect combo 🔥
Couleur sy ilay modèle akanjo eto no resaka 🤩🤩 Izay nahazo nanao hoe kayyy 🔥🔥 Code Jp Ma izy satria tena Maaaanja 🥰

🔥 Ensemble JOGGING 🔥 Efa vitsy kely ireto dia ataotsika promo 55.000ar. Tena mahazo izay mahazo azy kosa aloha 🥰❤️ 🤩 PRI...
11/08/2026

🔥 Ensemble JOGGING 🔥
Efa vitsy kely ireto dia ataotsika promo 55.000ar. Tena mahazo izay mahazo azy kosa aloha 🥰❤️

🤩 PRIX 55.000ar
🤩 Taille S, M, L et XL
🤩 Tissu vrai jogging

💌 Afaka manao réservation ihany koa fa misy acompte. 🥰🥰
💌Contact: 0340796505 (commande, réclamation et paiement)

Livraison partout à Mada 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
&Smdg 🧶🧵🪡🇲🇬

Address

Analakely
Antananarivo

Telephone

+261342753352

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIM Signature posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MIM Signature:

Shortcuts

Share