02/09/2026
🎬 NY TENA FIAINANAY MPANAO DÉCORATION 😂✨
Ny olona mahita hoe: “Waouh, tsara be ilay décoration!” 😍
Fa izahay kosa mahita hoe: chargement → déplacement → travail alina → imprévu → finition → mission manaraka! 😂💪
Misy havizanana, misy stress, misy zavatra tsy nampoizina… fa rehefa vita ilay résultat dia ADINO DAHOLO IZANY! ❤️🔥
🎥 Andao hiaina kely miaraka aminay ny coulisses-n’ny décoration!
Smile Dream Events — Tsy haingo fotsiny, fa mamorona souvenir. ✨