Ry Manja Mdg

Ry Manja Mdg Vente article pour femme, homme et enfants manjamanja �

Coucou daholo o ☺️Tsy itaita izahay fa nandinika bé ny offre o ataotsika androany @ ilay happy hour.Ka Ity ary ny tolotr...
25/09/2022

Coucou daholo o ☺️
Tsy itaita izahay fa nandinika bé ny offre o ataotsika androany @ ilay happy hour.

Ka Ity ary ny tolotra anio e 🥰
Manomboka 15h à 23h anio ny tolotra
Ny entana voakasiky ny tolotra Dia ireo mipoitra publication Ity iany.
Miditra MP izay confirmation: photo article + contact + lieu de livraison (heure Na date hilivrena azy raha toa ka misy date spéciale 😅)
Sinon Dia rahampitso avokoa ny livraison antsika
Rehefa Tonga ny 00h anio Dia tapitra ny tolotra antsika fa averina prix normal ny entana

Am-pitiavana sy oroka mamy
Bon shopping Ary ry Manja o 😘

22/09/2022

Coucou o 🤗
Najanona kely ilay vente aux enchères
Ho avaditsika ny kilalao

Happy hour Dray no ataotsika 🍸🥂
Rahoviana no tinareo anaovatsika azy?
1. vendredi (rahampitso zany 😅)
2. Samedi
3. Dimanche

Asiana commentaire 1 na 2 na 3 Ty publication Ity Dia Zay bé drindra no ataotsika

Alefa miandalana arakzay ny règle de jeu 😉

22/09/2022

Anomboka ilay vente aux enchères isika raha vonona ianareo.
Mba asio j'aime izay mahita Ity pub Ity anombohatsika azy oe svp 😘
Fampahatsiahivana kely fotsiny:
1. Manome prix de départ izahay Dia ianareo no mampiakatra azy arakzay eritreritrareo.
2. Miakatra 1000 ar minimum
3. Izay manombana ambony indrindra no mahazo azy (Na Dia + 1000 ar fotsiny aza 😉 )
4. Raha tsy misy manombana kosa Dia Zay manao commentaire voalohany la intéressé amzay prix enchéri no mahazo azy.

👉 Aterinay rahampitso ny entanareo. Na Zay fotoana mapety anareo fa au plus t**d 30.09 😘

Rehefa tapitra ny enchère androany Dia miverina prix normal daholo ny entana.
Miandry lalao manaraka indray 🥳

Coucou les Manja o.Nampanantena izahay t@ maraina fa anao vente aux enchères isika anio ho fankasitrahana anareo rehetra...
22/09/2022

Coucou les Manja o.
Nampanantena izahay t@ maraina fa anao vente aux enchères isika anio ho fankasitrahana anareo rehetra nanindry an'ity sary mafatifaty manaraka ity ato @ page (y) :*
Ny règle ny vente ataotsika zany dia:
1. Publienay ao @ commentaire ny sary à 18h (mety efa rava avy niasa sy nianatra daholo isika )
2. Asianay prix de départ an'ilay enchère (izay tena mirary be)
3. Ianareo no manohy ny prix noeritreretinareo
4. Izay farany ambony indrindra no mahazo ilay article (na otrinona na otrinona :) )
5. Livraison rahampitso na ihany koa izay safidinareo (max 30.09.2022, ometsika tombony ilay manja oe miandry karama)
6. @ jour livraison ianareo mandoha ny vidiny miaraka @ frais an'ilay livreur
Entano daholo ny namana sy fianakaviana rehetrahi j'aime ny page mandrapahatongan'izay ary o. :*
Manentana anareo foana hanaraka ny page fa mbola ho be ny lalao miandry antsika rehetra ato o.
Oroka mamy be ho anareo rehetra :*

Salama daholo ny Manja rehetra. 🤗Fisaorana mitafotafo ho an'ireo manaraka sy nanao 👍 ny page. 🙏Tinareo ve raha anao vent...
22/09/2022

Salama daholo ny Manja rehetra. 🤗
Fisaorana mitafotafo ho an'ireo manaraka sy nanao 👍 ny page. 🙏
Tinareo ve raha anao vente aux enchères isika??? 🤔

Des sacs très classe pour les Manja ❣️ Working girl, girly, jeune demoiselle à la recherche de l'homme mortel ou pas 😅Ce...
21/09/2022

Des sacs très classe pour les Manja ❣️
Working girl, girly, jeune demoiselle à la recherche de l'homme mortel ou pas 😅
Ces sacs sont pour vous 😘
50000 ar - légèrement a débattre 💃

Trousse ou sac à vanity pour vous articles manjamanjaToujours de marque a prix mini 🤩👉 Tout à 20000 ar
21/09/2022

Trousse ou sac à vanity pour vous articles manjamanja
Toujours de marque a prix mini 🤩
👉 Tout à 20000 ar

Pour celles qui veulent se démarquer avec un PF de marque👇 Cette publication est pour vous 🥰PF MK, Christian Siriano et ...
21/09/2022

Pour celles qui veulent se démarquer avec un PF de marque
👇 Cette publication est pour vous 🥰
PF MK, Christian Siriano et Aldo
A 40000 ar

Faites le choix selon votre style, votre personnalité et votre lookPorte Feuille à prix mini Etat 💯20000 ar de chaque
21/09/2022

Faites le choix selon votre style, votre personnalité et votre look
Porte Feuille à prix mini
Etat 💯
20000 ar de chaque

Toute simple 🥰❣️Bandoulière en cuir Etat 💯30000 ar
21/09/2022

Toute simple 🥰❣️
Bandoulière en cuir
Etat 💯
30000 ar

Le minima lors de vos pic nicBandoulière, porte téléphone et pleines d'autres options 👌25000 ar
21/09/2022

Le minima lors de vos pic nic
Bandoulière, porte téléphone et pleines d'autres options 👌
25000 ar

Soyez plus classe que jamaisBandoulière en cuir Etat 💯30000 ar
21/09/2022

Soyez plus classe que jamais
Bandoulière en cuir
Etat 💯
30000 ar

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261330463400

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ry Manja Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share