22/03/2024
‼️GIVEWAY TIME‼️
Aleo aloha asiana lalao kely indray fa efa ho avy indray izao ny fety. Satria tena tinay ny mampifalifaly anareo sady lamba fety gratuit hihi🥰 Tonga dia anaovana ireto ho an’izay tsara vintana an 😂😍.
🦋-Lot Num 1: Ensemble jupe gris foncé
🦋-Lot Num 2: Robe velour couleur champagne
Ireto avy ny atao raha te handray anjara ary,tsy sarotra leizy ann😘:
🦋-Asio j’aime ny page Nox Shop
🦋-Partager-o en mode Public ity publication ity
🦋-Mentionner-o ny namana 5 handray anjara
Jereko tsirairay ireo conditions ireo an, ary ataontsika ny Alakamisy 28 Mars @ 19h en direct eto @ pejy ny fisarihana dia atao ny Zoma 29 ny livraison ( gratuite ihany koa) 😍
Bonne chance indray ary ee❤️❤️❤️