MN Beauty Care

MN Beauty Care Beauté et la mode

Waouh 🤩🥰😍 1an déjà, eny taona ray sahady kay zay no nisokafan'ny salon 🥹, mande ny fotoana, heritaona nahitana zavatra b...
21/08/2025

Waouh 🤩🥰😍 1an déjà, eny taona ray sahady kay zay no nisokafan'ny salon 🥹, mande ny fotoana, heritaona nahitana zavatra be dia be, ny soa sy ny ratsy nifangaro tao 😊 dia mafimafy kely fa afaka nihoarana ihany.
Isaorako Azy Andriamanitra 🙏❤️ sy ireo mpanohana hatrany 😘 tsy adino ihany koa isika nanjifa rehetra hatramin'izay ka hatramin'izao 🥰 mamikely ianareo 🥰 Merci

Asiantsika promotion kely -30% ndray amin'ity anio ity ary 😊
Tongava misitraka izany aty amin'ny salon (Nanisana) ary fa ho raisina tsara toy ny mahazatra ianao 🥰

Misokatra hatramin'ny 14h00 ny salon an

Code promo : HBDMN

Iza no efa nampiasa ? Afa-po daholo izay nanjifa 🥰🥰 mbola tsy nisy retour négatif 😇Masque 1k sy Shampoing 900ml = 50.000...
14/01/2025

Iza no efa nampiasa ?
Afa-po daholo izay nanjifa 🥰🥰 mbola tsy nisy retour négatif 😇
Masque 1k sy Shampoing 900ml = 50.000ar
Masque 30.000ar
Shampooing 30.000ar

Salama antsika jiaby 🥰Ao amin'ny commentaire ny détails sy ny prix ary e 🥰Aza misalasala mintsy manontany 🥰
07/10/2024

Salama antsika jiaby 🥰
Ao amin'ny commentaire ny détails sy ny prix ary e 🥰
Aza misalasala mintsy manontany 🥰

🥰OUVERTURE OFFICIELLE 🥰🎉🎊🎈🎆🎊🎊🎉🎈🎉🎊🎈🎉🎇🎆✨Anio 21 Août 2024 dia misokatra amin'ny fomba ofisialy ny salon anay MN Beauty Car...
21/08/2024

🥰OUVERTURE OFFICIELLE 🥰
🎉🎊🎈🎆🎊🎊🎉🎈🎉🎊🎈🎉🎇🎆✨
Anio 21 Août 2024 dia misokatra amin'ny fomba ofisialy ny salon anay MN Beauty Care 🥳🥳🎉🎈
Hisaorana ny ao ambony sy ireo nanohana sy mbola manohana hatrany🥰😘
Hisaorana ihany koa ianareo clients efa nisitraka sy misitraka ny asa ato aminay 🙏🙏😘
Tolotra manokana ho fanamarihana ny andro androany ary dia -40% daholo ny asa rehetra manomboka anio ka mifarana ny Sabotsy 24 Aogositra 2024 ho avy izao.

Massage sa épilation ? Any aminao sa aty aminay no mety aminao ?Vacances sahady 'ndray 🤩🤩🤩 ndao anao épilation sy massag...
24/07/2024

Massage sa épilation ? Any aminao sa aty aminay no mety aminao ?
Vacances sahady 'ndray 🤩🤩🤩 ndao anao épilation sy massage alohan' ny handehanana miala sasatra 😊😊😊🥰🥰🥰
Antsoy avy hatrany ny 034 15 719 68 na midira MP na midira WhatsApp aminay ary raha haka RDV ianao tompoko 😊 😊😊

💕**Zaran-Tsoa**💕😲60.000ar😲 fotsiny dia afaka mianatra Massage sy épilation ianao ato amin'ny MN Beauty Care ☺️☺️ tolotra...
18/07/2024

💕**Zaran-Tsoa**💕

😲60.000ar😲 fotsiny dia afaka mianatra Massage sy épilation ianao ato amin'ny MN Beauty Care ☺️☺️ tolotra manokana ho anao zoky sy zandry te hahay azy ireo 'nefa tsy ampy ny eo an-tanana ☺️
Izahay no miantoka ny fitaovana sy produits hanaovana pratique

Fidirana ny Latsinainy 29 Jolay ho avy izao, ary mandritra ny 3 andro ny fampianarana.

Raha mahaliana anao ary dia hiangaviana ianao hanoratra ao amin'ny hafatra miafina na hiantso ny 034 15 719 68

Midira MP avy hatrany ary na miantso ny 034 15 719 68 😊😊😊😊
09/07/2024

Midira MP avy hatrany ary na miantso ny 034 15 719 68 😊😊😊😊

08/07/2024

💕**Zaran-Tsoa**💕

😲60.000ar😲 fotsiny dia afaka mianatra Massage sy épilation ianao ato amin'ny MN Beauty Care ☺️☺️ tolotra manokana ho anao zoky sy zandry te hahay azy ireo 'nefa tsy ampy ny eo an-tanana ☺️
Izahay no miantoka ny fitaovana sy produits hanaovana pratique

Fidirana ny Latsinainy 22 Jolay ho avy izao, ary mandritra ny 3 andro ny fampianarana.

Raha mahaliana anao ary dia hiangaviana ianao hanoratra ao amin'ny hafatra miafina na hiantso ny 034 15 719 68

Beauté et la mode

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341571968

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MN Beauty Care posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share