Iriela

Iriela 👌Choisissez un travail que vous aimez et vous n'aurez pas à travailler un seul jour de votre vie😉

Hello🖐️.Omeko idée tenu de baptême ianareo manana bandy kely androany😊.    ✅veste col mao sy pantalon velondrirana kely😍...
25/07/2026

Hello🖐️.
Omeko idée tenu de baptême ianareo manana bandy kely androany😊.
✅veste col mao sy pantalon velondrirana kely😍
✅Misy déco dorée kely eo sy tanany ilany eo(afaka asiana na tsia).

Modèle no réaliser-ko t@baptême ny zanako izy ity fa mba te iala gilet sy pataloha sy chemise 🤫..

👉Tianareo ve?? Afaka mandray commande za ho anareo😊..

Iza daholo mo lay niandry azy ity tato fa tsy tadidiko avy..Afaka miditra mp ao  Petibou ianareo fa ao no ahitatsika azy...
20/07/2026

Iza daholo mo lay niandry azy ity tato fa tsy tadidiko avy..

Afaka miditra mp ao Petibou ianareo fa ao no ahitatsika azy ity indray a😄..

Ka tianao va???😍😍Na tsy itanareo manao publications eto ary zahay dia tsarovy fa mandray anareo ao  ao fona a🙏🙏..♦️Ampah...
20/07/2026

Ka tianao va???😍😍

Na tsy itanareo manao publications eto ary zahay dia tsarovy fa mandray anareo ao ao fona a🙏🙏..

♦️Ampahatsiahiviko iany hoe tsy mandray commande akaiky be izahay aloha indrindra ny akanjo mihaja koa alefaso dieny mialoha ny commande nao ary fa zay tonga aloha iany no raisina mialoha a♦️

Toy zao zany lay izy rehefa anaovana😍😍..✨Afaka andraisana commande hono ity modèle vaovao ity an😉..📥Alefaso ary ny fanon...
16/07/2026

Toy zao zany lay izy rehefa anaovana😍😍..

✨Afaka andraisana commande hono ity modèle vaovao ity an😉..

📥Alefaso ary ny fanontaniana fa valiako miandalana ao iany a..

Bonjour.Ity asa tanana zaraiko  ity a,dia sarisary itan'lay zanako vavy tany dia nazavainy tsotsotra ka no réaliser -ny ...
16/07/2026

Bonjour.
Ity asa tanana zaraiko ity a,dia sarisary itan'lay zanako vavy tany dia nazavainy tsotsotra ka no réaliser -ny neny mba ho azy😍😍..

Nisafidy ny tsy atao midoroboka izy fa tsy tiany intsony hono zany🤭efa lehibe hono izy e🙄.

Mbola tsy voapasoka izy ity fa apisehoko anareo fotsiny aloha😄😄..

Fa dia faly anie zany lay vavy matoa fa vita soa lay robe papillon any e..nefa za otran'ny tsy dia afa-po t@fivokany teto🙄..(hatsaraiko réalisation zay😊).

Tsy mbola asehoko ny photo portee aloha fa tsy mbola manjamanja lay mannequin mantsy nefa za maika ampideradera🤭😅😅..

coucou😍Andao averina kely indray lay minimini jupe e                🪡tissu en satin matte          🪡misy couleur maromar...
15/07/2026

coucou😍
Andao averina kely indray lay minimini jupe e

🪡tissu en satin matte
🪡misy couleur maromaro iany fa teneno zay ilainao dia ijerevatsika e
🪡 finition impeccable fona hatrany..,

‼️Dispo sur commande a‼️
👉alefanareo kosa ny mesure

🏷️Prix:15.000ar


✨chemise rayée ✨by Iriela ..
14/07/2026

✨chemise rayée ✨

by Iriela ..

Hello😍😍..Tsy tafandalo tato mintsy tato ho ato fa tena repotra nefa mamaly ny mp anareo sy mandray zay commande nareo fo...
04/07/2026

Hello😍😍..
Tsy tafandalo tato mintsy tato ho ato fa tena repotra nefa mamaly ny mp anareo sy mandray zay commande nareo fona kosa anefa ao ambadimbadika ao an😊😊..

Dia zay aloha fa mirary faran'ny herinandro finaritra ho antsika rehetra indray ooo❤️❤️..

Robe by Iriela

25/06/2026

Eto aho dia hirary antsika hanao fety sambatra hieren-doza avokoa☺️

Address

Ambohimangakely
Antananarivo
103

Telephone

+261324351844

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iriela posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Iriela:

Shortcuts

Share