ANATI lingerie

ANATI lingerie Atin'akanjo voafantina ho an'ny habe rehetra sy loko azo isafidianana, mba ahita izay mety aminy ny maro.

Conçues et adaptées pour le confort, nos lingeries sont diversifiées en taille qu'en couleur pour que tout goût s'y retrouve.

Ity indray no fotonantsika manaraka😘Voici notre prochain rendez-vous 😘
21/12/2022

Ity indray no fotonantsika manaraka😘
Voici notre prochain rendez-vous 😘

"vente privée spéciale Noël " j-2🤩 Misy karazana loko azo isafidianana tsara ny vakatran'ny Anati lingerieTongava mijery...
15/12/2022

"vente privée spéciale Noël " j-2🤩
Misy karazana loko azo isafidianana tsara ny vakatran'ny Anati lingerie
Tongava mijery izay mety aminao

Krismasy=fanomezana 🥰Hizara fanomezana ho anareo izahay amin'izao akatoky ny fety zaoNdao ary hiara hilalao eeeeTsotra n...
14/12/2022

Krismasy=fanomezana 🥰
Hizara fanomezana ho anareo izahay amin'izao akatoky ny fety zao
Ndao ary hiara hilalao eeee
Tsotra ny fandraisana anjara
1-Asio j'aime ny pejy
2-Manasa namana 5 anaty
commentaire hanaraka ny pejy
Ny fisarihana dia ny sabotsy ho avy zao.
Alefaaa 😉

Manasa anao hatrany ho avy sy hitsidika ny stand n9 @ "vente privée spéciale Noël" ny faha 17 sy 18 decembre ho avy izao...
14/12/2022

Manasa anao hatrany ho avy sy hitsidika ny stand n9 @ "vente privée spéciale Noël" ny faha 17 sy 18 decembre ho avy izao ao @ zaridaina IBC Ivandry
Tahaka izao no vokatra nomaninay ho anao😁

Santionany amin'ny vokatra ho aranty mandritra ny"vente privée spéciale Noël" izay ho atao ny faha 17 sy 18 désambra sta...
10/12/2022

Santionany amin'ny vokatra ho aranty mandritra ny"vente privée spéciale Noël" izay ho atao ny faha 17 sy 18 désambra stand n 9 ao amin'ny Zaridaina IBC Ivandry (Immeuble Assist) 😉
Un avant goût de ce que nous présentons à la " vente privée spéciale Noël" qui aura lieu les 17 et 18 décembre prochains, au stand n°9 - Jardin IBC Ivandry (Immeuble Assist) 😉

Manimanitra asaramanitra eee 🤗 Anisan'ny handray anjara amin'ny "vente privée spéciale Noël" izay ho atao ny faha 17 sy ...
09/12/2022

Manimanitra asaramanitra eee 🤗 Anisan'ny handray anjara amin'ny "vente privée spéciale Noël" izay ho atao ny faha 17 sy 18 désambra ao amin'ny Zaridaina IBC Ivandry (Immeuble Assist) izahay. Tongava maro!... 😍 Sady tsy hisy afatsy mpanao asa tanana malagasy no ho ao. Andao àry hanohana ny vita malagasy e!

ça sent la Fête les amies🤗 Nous participerons à la "vente privée spéciale Noël" qui aura lieu les 17 et 18 décembre au jardin IBC Ivandry (Immeuble Assist). Veuillez nombreux !... 😍 En plus, il n'y a que des artisans malagasy qui y seront présents. Allons-y, soutenons les vita malagasy!

Manandratra ny vita Malagasy aho Ensemble 67.000 Ar (soutif 39.000 Ar, slip 28.000 Ar)
05/12/2022

Manandratra ny vita Malagasy aho
Ensemble 67.000 Ar (soutif 39.000 Ar, slip 28.000 Ar)

Manandratra ny vita Malagasy aho Ensemble 60.000 Ar ( soutif 30.000 Ar, slip 30.000 Ar)
05/12/2022

Manandratra ny vita Malagasy aho
Ensemble 60.000 Ar ( soutif 30.000 Ar, slip 30.000 Ar)

Ensemble 57.000 Ar ( soutif 27.000 Ar, slip 30.000 Ar)
05/12/2022

Ensemble 57.000 Ar ( soutif 27.000 Ar, slip 30.000 Ar)

Manandratra ny vita Malagasy aho Ensemble 68.000 Ar (soutif 40.000 Ar, slip 28.000 Ar)
05/12/2022

Manandratra ny vita Malagasy aho
Ensemble 68.000 Ar (soutif 40.000 Ar, slip 28.000 Ar)

Manandatra ny vita Malagasy aho Ensemble 58.000 Ar (soutif 30.000 Ar, slip 28.000 Ar)
05/12/2022

Manandatra ny vita Malagasy aho
Ensemble 58.000 Ar (soutif 30.000 Ar, slip 28.000 Ar)

05/12/2022

Tongasoa eto amin'ny pejy fanao anaty "vokatra Malagasy". Vita avy amin'ny akora nofantenina (dentelle, lycra, voile) ny entana rehetra. Natao hampahazo aina sy afaka isafidianana loko tsara.
Alefa ary, ndao iantsena e 😉
Bienvenue sur la page de lingeries "home made". Confectionnées par des matières sélectionnées (dentelle, lycra, voile), les produits possèdent la qualité essentielle pour votre confort avec différentes couleurs au choix.
Let's go, bon shopping 😉

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 08:30 - 20:30
Sunday 09:00 - 19:00

Telephone

+261344848112

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANATI lingerie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ANATI lingerie:

Share