Fringues au top

Fringues au top ✨Magasin de vêtement pour femmes✨
Vêtements de hautes qualités .

18/09/2026
17/09/2026

Bon, il est temps de reprendre nos petites habitudes… les lives sont de retour ! 🥰

Et voici un petit aperçu de ce qui vous attend demain : des hauts pour tous les goûts, tous les styles et toutes les tailles. 🥰

📅 Rendez-vous demain à 13h sur notre page ☝️

Identifiez une personne qui ne doit surtout pas manquer ce live. 👇🤍

Toujours des pépites 😍Ataovy haingana ny commande sao tsy mahazo eo, manao livraison manerana ny Madagascar izahay🛍️📦RDV...
17/09/2026

Toujours des pépites 😍

Ataovy haingana ny commande sao tsy mahazo eo, manao livraison manerana ny Madagascar izahay🛍️📦

RDV en mp na ao amin’ny commantaire 👇

Elaela izahay tsy hita🫣 fa ireto indray aloha ny selection ana robe atolotray anareo😍Misy ho an’ny taille rehetra🤩 Na ro...
15/09/2026

Elaela izahay tsy hita🫣 fa ireto indray aloha ny selection ana robe atolotray anareo😍

Misy ho an’ny taille rehetra🤩
Na robe ho ana cérémonie na hanaovana andavanandro dia misy daholo ao fa teneno ao amin’ny commentaire izay mety aminareo😍

Tongava haingana amin’ny mp 💌

05/09/2026

On a quelque chose à vous annoncer… 🫣

Fringues au Top arrive bientôt dans un nouvel endroit. 🤍
On ne peut pas encore tout vous montrer… mais promis, ça arrive très bientôt…

Et si votre prochaine adresse shopping préférée était justement celle-ci ? ✨✨

Vous avez une idée de l’endroit ? Dites nous en commentaire 👇

01/09/2026

CONCEPT VAOVAO BE ‼️ YOU CAN GO LIVE‼️

Tsy manana fond ve ianao nefa te hanomboka business? Tena natao ho anao ity👇 tsy misy inon’inona ilainao intsony ankoatran’ny téléphone, ny compte nao facebook na tiktok ary connexion, tsy mitady entana intsony fa tonga dia manao live fotsiny dia mahazo pourcentage isaky ny entana lafo 💶

Tonga dia mp ary ‼️

Niverina mangatsika indray ilay andro 🥶Fa afaka stylées foana na mangatsika aza miaraka amin’ireto pull ireto🥰30.000ar d...
31/08/2026

Niverina mangatsika indray ilay andro 🥶

Fa afaka stylées foana na mangatsika aza miaraka amin’ireto pull ireto🥰

30.000ar daholo

Iza amin’ireo no tianareo? 🥰 alefaso ny commande 👇

29/08/2026

Un event ce week-end? Ou juste une petite sortie de prévue?

Pensez à nous, on a tout ce qu’il vous faut…
Passez nous voir, on vous attend en boutique 🛍️

📍Ankadifotsy: en face CLC
📍Ampandrana: en face station Total
📍Ankorondrano: en face Materauto
📍Ambohibao: immeuble Haingo, 100m de Jovenna Andranomena, côté droite
📍Ankazomanga: enceinte FTRA, en face PMU BET
📍Ampefiloha: en face Locca, a côté de BNI
📍Mahamasina : en face portail ste Famille, à côté de Jade
📍Alarobia: en face Stephaina beauty
📍Andravoahangy ambony: en face arrêt bus
📍Ankadilalana: à côté du Lycée Francais
📍Ambatonakanga: en face Carnivore
📍Tamatave:a côté d'Adam et Eve Ampasimazava

Vous cherchez quelles tenues pour ce week-end? 👇

Hialana tsiny be dia be ry zareo fa noho ny olana ara teknika dia tsy maintsy notapahana ilay live androany🙏🏻 reporter- ...
28/08/2026

Hialana tsiny be dia be ry zareo fa noho ny olana ara teknika dia tsy maintsy notapahana ilay live androany🙏🏻 reporter- tsika amin’ny andro hafa izay teneninay eto ihany

Miala tsiny indrindra tompoko🙏🏻

Fa aza miala alavitra ny pejy fa efa tsy andrinay ihany koa ny hilazana anareo ilay vaovao be🤩🤩 anaty fanomakomanana izahay izao 🕦

À très bientôt…❤️

27/08/2026

Mandram-piandry ilay vaovao dia ity aloha ny extrait ny live tsika demain ✨RDV demain à 13h
Live Chemise et blouse premium😍 misy ho an’ny goût rehetra, fohy tanana, lava tanana, couleur unie, imprimé… 😍

Aza taraiky fa sao tsy mahazo eo…

⏰ à demain ‼️

Address

Andraharo
Antananarivo
101

Telephone

+261342072097

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fringues au top posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fringues au top:

Shortcuts

Share