Arasoa MDG

Arasoa MDG " L’élégance du sur-mesure au service de votre image."

🍒Un rouge vif intense, associé à un imprimé cerises délicat…Tinareo ve? 🥰❤️ DISPONIBLE DE SUITE📌 Tailles M et taille L S...
03/09/2026

🍒Un rouge vif intense, associé à un imprimé cerises délicat…

Tinareo ve? 🥰❤️

DISPONIBLE DE SUITE
📌 Tailles M et taille L
Stock très limité !

Livraison partout à Madagascar 🥰

‼️Mandray commande foana zahay na tsy de mizara sary matetika Ary 🥰Satria Tinareo be ity modèle ity nefa efa lany Ilay t...
31/08/2026

‼️Mandray commande foana zahay na tsy de mizara sary matetika Ary 🥰

Satria Tinareo be ity modèle ity nefa efa lany Ilay tissu vert 😊
de ireto no couleur disponible azo hisafidianana ( Sur commande et sur mesure daholo)

Mbola any am-panaovana vacances nareo sa efa nody? 😁😁🥰Efa Mandray commande tenue de cérémonie ho an'ny volana septembre ...
18/08/2026

Mbola any am-panaovana vacances nareo sa efa nody? 😁😁🥰

Efa Mandray commande tenue de cérémonie ho an'ny volana septembre zahay fa aza misalasala mandefa mp aminay.



Faly anie izahay hoe isan'ireo omenareo toerana handravaka ny andro manan-danja indrindra eo amin'ny fiainanareo e 🥰💍Tat...
07/08/2026

Faly anie izahay hoe isan'ireo omenareo toerana handravaka ny andro manan-danja indrindra eo amin'ny fiainanareo e 🥰💍

Tato ho ato dia tenue de mariage no tena mameno ny carnet de commande-nay.

Misaotra indrindra amin'ny fahatokisanareo hanampy amin'ny fanatanterahana ny tantara mamy sy tsy hay hadinoina. ❤️

Ny fahafaham-ponareo no hery manosika anay hanohy hanome ny tsara indrindra, amin'ny antsipiriany sy ny fitiavana amin'ny asa rehetra ataonay.

Inona no code couleur amin'ilay mariage ho vonjenao? 🥰🥰Mbola tsy nahita akanjo ho entina amin'izany?Midira mp fa ho atao...
04/08/2026

Inona no code couleur amin'ilay mariage ho vonjenao? 🥰🥰

Mbola tsy nahita akanjo ho entina amin'izany?

Midira mp fa ho ataonay afa-po ianao.

Ny robe de mariée sy ny costard no efa feno hatramin'ny septembre ❤️
Fa ny tenue de cérémonie hafa Mbola mandray zahay.

Tissu sy couleur Zay safidinao.
‼️Afaka mandefa refy ianareo any amin'ny faritra

Elaela Kely tsy hita tato fa rempotry ny asa 🥰 ‼️Feno ny commande hatramin'ny faran'ny volana août ‼️Misaotra foana mato...
02/08/2026

Elaela Kely tsy hita tato fa rempotry ny asa 🥰

‼️Feno ny commande hatramin'ny faran'ny volana août ‼️

Misaotra foana matoky anay fa tena fifalianay ny fahafaham-ponareo ❤️

Ity Réalisation anay mamy Kely ity no hirariana alahady sambatra ho antsika rehetra 🥰🥰

Jereo anie reto modèle robe de mariée reto e 🥰🥰🥰Raha tianao hiavaka sy ho araky ny nofinofinao ny akanjo amin'ny mariage...
20/07/2026

Jereo anie reto modèle robe de mariée reto e 🥰🥰🥰

Raha tianao hiavaka sy ho araky ny nofinofinao ny akanjo amin'ny mariagenao dia miresaha aminay fa ho tanterahinay ❤️

‼️Robe de mariée ray ihany no raisinay ( ilaina fin août na mandritry ny septembre)

‼️Ny costard tsy mandray intsony aloha fa efa feno . Mamerina miteny eto zahay rehefa afaka mandray commande costard indray.



💞C'est un immense bonheur pour nous de faire partie des plus beaux chapitres de votre histoire.Chaque création que nous ...
18/07/2026

💞C'est un immense bonheur pour nous de faire partie des plus beaux chapitres de votre histoire.

Chaque création que nous réalisons accompagne un moment unique, rempli d'amour, d'émotion et de souvenirs.

Merci à notre cliente pour sa confiance♥️
Nous vous souhaitons une vie remplie de bonheur🤍💍

💞 Plus qu'une tenue, une histoire à porter💞

🎉🎉 C'est parti 🎉🎉Omentsika olona iray izay voasarika ireto kapa tsara Kely rehetra ireto 🥰 ( amin'izay mahavita fond de ...
18/07/2026

🎉🎉 C'est parti 🎉🎉

Omentsika olona iray izay voasarika ireto kapa tsara Kely rehetra ireto 🥰 ( amin'izay mahavita fond de départ Kely 😍😍)

Efa 13 900 abonnés isika Zao❤️
Misaotra anareo Teo foana Ary Mbola ho eo foana manohana sy matoky anay🥰

🎁Izay abonné ray manana points betsaka indrindra omena cadeau surprise amin'ny andron'ny fisarihana.

Tsotra Kely ny conditions :
✅ Abonneo ny page Arasoa MDG
✅ Inviteo ny namana hi abonner
✅ Asio réaction daholo ny publications hitanao ato amin'ny page
✅ Partageo anaty groupe de vente misy anao ny publication Zay tianao ato amin'ny page
✅Partageo en mode public eo amin'ny muranao ity publication ity.

Rehefa feno 15K ny abonnés de ataotsika avy hatrany ny tirage au sort.

Bonne chance à tous 🙏❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261344733488

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arasoa MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share