02/08/2026
Miarahaba tompoko.
Tsy adinonay akory ianareo andriambavilanitra. Anisan'ny modely voalohany novokarinay tamin'ny sac bandoulière ho an'ny vehivavy ity modely ity, mampivady ny fampiasana lasitra ( moulage) sy ny sary amin'ny hoditra ( repoussage) izay anisan'ny fototra ho an'ny Aomby Leathercraft.
Fankasitrahana feno sy kopa-tanana ho an'ireo efa nanjifa azy ireto ary mbola misy ireto 2 manaraka ireto efa vonona ho an'ireo izay liana amin'ity modely ity. Eo amin'ny sary ny momba azy sy ny vidiny. Mankasitraka tompoko. Contact : 032 73 522 35