Mpikifa Sneakers

Mpikifa Sneakers Mpikifa Sneakers dia "marque" mampivondrona ireo miaina sy manankina ny tontolony amin'ny Sneakers, isan'andro.

Arahabaina tongasoa an-tanindrazana ny mahery fo nitondra avo ny voninahi-pirenena !! Mankasitraka ny Ankoay
09/06/2026

Arahabaina tongasoa an-tanindrazana ny mahery fo nitondra avo ny voninahi-pirenena !!
Mankasitraka ny Ankoay

Mirehareha izahay fa manana anareo ry Ankoay๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿฆ…๐Ÿฆ…
05/06/2026

Mirehareha izahay fa manana anareo ry Ankoay๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿฆ…๐Ÿฆ…

๐™ˆ๐’Š๐™จ๐’‚๐™ค๐’•๐™ง๐’‚ ๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™”
nanandratra avo ny ๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Madagasikara | nijanona teo aminโ€™ny ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐‘ด๐™ค๐’๐™™๐’Š๐™–๐’ 2026

๐—™๐—œ๐—”๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—”๐—ฅ๐—” ๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก-๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—•๐—” ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ atao ny 1 hatraminโ€™ny 7 jona 2026 ao Varsovie - ๐—ฃ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ด๐—ป๐—ฒ

๐™ˆ๐’‚๐™ง๐’„๐™ค-๐˜ผ๐’“๐™ฃ๐’๐™ก-๐˜ผ๐’๐™ฉ๐’‰๐™ค๐’๐™ฎ-๐™€๐’๐™ก๐’š๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐Ÿ™๐Ÿค

๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™” no antsika ๐Ÿ€
๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™” no ekipatsika malagasy๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Tohano ny ๐™€๐™ ๐™ž๐™ฅ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™”๐Ÿฆ…

Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
Fรฉdรฉration Malagasy de Basket Ball
Madagascar 3x3 Basketball
More Than Basketball - MTB
Yas Madagascar Moov.mg
CANAL+ Madagascar
Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront
XXL MADA
Assurances ARO
Mpikifa Sneakers
ON MODE
Laiterie Maminiaina

๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐—™๐—œ๐—•๐—” ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ ๐—ช๐—ผ๐—ฟ๐—น๐—ฑ ๐—–๐˜‚๐—ฝ ๐—ช๐—ฎ๐—ฟ๐˜€๐—ฎ๐˜„ | ๐—ฃ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฑ |๐—ผ๐—ป ๐—๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐Ÿญ-๐Ÿณ.

Rakotobe Kristina  Mpanohana Ankoay manaporofo ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐ŸฟAzonao jifaina ny maillot vaovao (fosty, mena) anaovan'ny Ankoay ...
04/06/2026

Rakotobe Kristina Mpanohana Ankoay manaporofo ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ

Azonao jifaina ny maillot vaovao (fosty, mena) anaovan'ny Ankoay any Polona amin'ny izao Mondial izao

Ambony : 100.000 ariary
Ambony sy Ambany : 150.000 ariary

Ankasitrahantsika tanteraka, deraina mihitsy ary ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ
04/06/2026

Ankasitrahantsika tanteraka, deraina mihitsy ary ๐Ÿ™๐Ÿฟ๐Ÿ™๐Ÿฟ

๐— ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐‘ด๐’–๐’“๐’Š๐’†๐’ - ๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’•๐’“๐’‚ - ๐‘ฏ๐’‚๐’“๐’Š๐’”๐’๐’‚ - ๐‘บ๐’‚๐’“๐’๐’ƒ๐’Š๐’…๐’š niady hoanโ€™i ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ nandritra ny ๐‘ด๐™ค๐’๐™™๐’Š๐™–๐’ 2026

Tohanantsika hatrany ny ๐™€๐™ ๐™ž๐™ฅ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™” vehivavy fa nanao ny ezaka izay vitany.
Ekipam-pirenena ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ aminโ€™ireo ekipam-pirenena 54 aty Afrika mandray anjara aminโ€™ny ๐‘ด๐™ค๐’๐™™๐’Š๐™–๐’ 2026 isika๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ,
Fiirenena 20 aminโ€™ireo federasiona 200 maneran-tany no mandray anjara aminโ€™ity FIADIANA NY AMBOARA ERAN-TANY ๐—™๐—œ๐—•๐—” ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ atao ao Pologne ity, ka isanโ€™ny mpandray anjara isika ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†

Mahazo faly isika, mirehereha fa ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†

๐‘ด๐™ค๐’๐™™๐’Š๐™–๐’ 2026, TOHANO HATRANY NY ANTSIKA
๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™” no antsika ๐Ÿ€
๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™” no ekipatsika malagasy๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Tohano ny ๐™€๐™ ๐™ž๐™ฅ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™”๐Ÿฆ…

03/06/2026

Arnooooooooolllll #12๐Ÿคฏ๐Ÿคฏ๐Ÿคฏ
Ilay possession farany nandresen'ny Ankoay ny Espaniola ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ
Jerena, dia averina jerena, dia apody koa...
(sary : FIBA)

Vaovao mahafinaritra be ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ™‚โ€โ†•๏ธ๐Ÿ™‚โ€โ†•๏ธ
03/06/2026

Vaovao mahafinaritra be ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ’ช๐Ÿฟ๐Ÿ™‚โ€โ†•๏ธ๐Ÿ™‚โ€โ†•๏ธ

Nandresy isika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ...nandresy anโ€™i Australia
๐—™๐—œ๐—”๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—”๐—ฅ๐—” ๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก-๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—•๐—” ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ atao ny 1 hatraminโ€™ny 7 jona 2026 ao Varsovie - ๐—ฃ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ด๐—ป๐—ฒ

Misaotra ๐™ˆ๐’‚๐™ง๐’„๐™ค-๐˜ผ๐’“๐™ฃ๐’๐™ก-๐˜ผ๐’๐™ฉ๐’‰๐™ค๐’๐™ฎ-๐™€๐’๐™ก๐’š๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐‘ด๐™ค๐’๐™™๐’Š๐™–๐’ 2026
๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™” no antsika ๐Ÿ€
๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™” no ekipatsika malagasy๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Tohano ny ๐™€๐™ ๐™ž๐™ฅ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐˜ผ๐™‰๐™†๐™Š๐˜ผ๐™”๐Ÿฆ…

Prรฉsidence de la Refondation de la Rรฉpublique de Madagascar - PRRM
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
Fรฉdรฉration Malagasy de Basket Ball
Madagascar 3x3 Basketball
More Than Basketball - MTB
Yas Madagascar Moov.mg
CANAL+ Madagascar
Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront
XXL MADA
Assurances ARO
Mpikifa Sneakers
ON MODE
Laiterie Maminiaina

๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐—™๐—œ๐—•๐—” ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ ๐—ช๐—ผ๐—ฟ๐—น๐—ฑ ๐—–๐˜‚๐—ฝ ๐—ช๐—ฎ๐—ฟ๐˜€๐—ฎ๐˜„ | ๐—ฃ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฑ |๐—ผ๐—ป ๐—๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐Ÿญ-๐Ÿณ.

Ireo ny fandaharampotoana ho anireo Ankoay lahy sy vavy izay ho alefani Tvm mivantana.
01/06/2026

Ireo ny fandaharampotoana ho anireo Ankoay lahy sy vavy izay ho alefani Tvm mivantana.

๐—™๐—œ๐—”๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—”๐—ฅ๐—” ๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก-๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—•๐—” ๐Ÿฏ๐˜…๐Ÿฏ hatao ny 1 hatraminโ€™ny 7 jona 2026 ao Varsovie - ๐—ฃ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ด๐—ป๐—ฒ

Any koa i ๐˜”๐˜ข๐˜ฅ๐˜ข๐˜จ๐˜ข๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ€๐Ÿฆ… lahy & vavy

Harahintsika mivantana eto amin'ny TVM avokoa ireo lalaon'ny Ankoay.

Tohanana ny Ankoay lahy sy vavy any Polona miatrika tompon-daka erantany 3X3. Ento avo ny fanevam-pirenena, izahay vonon...
01/06/2026

Tohanana ny Ankoay lahy sy vavy any Polona miatrika tompon-daka erantany 3X3. Ento avo ny fanevam-pirenena, izahay vonona lalan-dava hanampy araka izay tratra

Vonona tsara hiatrika ny Coupe du Monde ao Pologne ireo Ankoay miaraka @ ireo mpanazatra .Manohana azy ireo hatrany isik...
30/05/2026

Vonona tsara hiatrika ny Coupe du Monde ao Pologne ireo Ankoay miaraka @ ireo mpanazatra .
Manohana azy ireo hatrany isika Mpikifa rehetra.

Sary nalaina t@ pejini FMBB

๐Ÿ™๐Ÿฝ
27/05/2026

๐Ÿ™๐Ÿฝ

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261327975967

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpikifa Sneakers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category