SCOUT STORE-Ambohipo

SCOUT STORE-Ambohipo Tenue prête à porter et sur mésure

Fiadanana daholo ooo!!!Ankoatran'ny fanamiana dia manao foulard sy cravate ihany koa izahay!!Aza misalasala miditra ao a...
27/07/2022

Fiadanana daholo ooo!!!
Ankoatran'ny fanamiana dia manao foulard sy cravate ihany koa izahay!!
Aza misalasala miditra ao amin'ny hafatra miafina raha hanao commande ooo!!!
Prix cravate:3000ar
Foulard:4000ar

Fiadanana ooo!!!Mankasitraka antsika rehetra hatrany amin'ny fahatokisana!!!Mandray commande izahay!Afaka miditra ao ami...
04/05/2022

Fiadanana ooo!!!
Mankasitraka antsika rehetra hatrany amin'ny fahatokisana!!!
Mandray commande izahay!
Afaka miditra ao amin'ny hafatra miafina raha toa ka mahaliana an'ise!!!

Fiadanana ooo!!!Izahay SAMPATI avy eto amin'ny FJKM Ambohipo dia afaka manampy an'ise amin'ny fanamboarana sy fanjairana...
15/03/2022

Fiadanana ooo!!!
Izahay SAMPATI avy eto amin'ny FJKM Ambohipo dia afaka manampy an'ise amin'ny fanamboarana sy fanjairana fanamiana ara-dalàna(tenue scout)ho an'ny rehetra:
-Tily:lovitao/tily maitso/tily mena/menafify
-Mpanazava:Voronkely/Maitso/mena

Mandefa hafatra miafina raha mahaliana an'ise izany,natao amin'ny vidiny mirary mba samy handray anjara avokoa isika rehetra!!!

Address

Ambohipo
Antananarivo

Telephone

+261342495401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SCOUT STORE-Ambohipo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SCOUT STORE-Ambohipo:

Share