09/08/2022
Tonga indray izahay ... 🎉
Rehefa nangina tanatin'ny fotoana vitsivitsy dia indro tafaverina indray miaraka amin'ny vokatra vaovao:
smartwatch 6
Full tactile
Feno applications ilaina amn sport. fanisà na halaviran-dalana vita, saut vita ( rehefa manao corde à sauter)...
Feno applications mijery fahasalamana koa toy ny tension sy ny fitempon'ny fo ( tena réèl io fa tsy sangisangy)
Batteria mateza ( minimum: 2 andro)
Misy lera mazava ho azy ...
Misy fond d'écran izay afaka ataonao ny sarinao mihitsy...
Mety amin'ny Androïd ( à partir version 4) sy i-phone.. ( Misy application miaraka aminy manko)
Misy loko:mainty, rose, bleu+gris...
Miaraka amin'ny chargeur-ny omena anao...
Vaovao sy sous carton...
Misy jeu domino ( raha tonga aloha enao mividyyy)
Vidiny: 120.000 ariary, livraison: 3.000 ariary...
Mp raha mbola mila fanazavana fanampiny eee....