FiTex fournisseur t-shirt de qualité à Madagascar
avec NIF / STAT

‎😩 Mbola mivareraka na miova endrika ve ny T-shirt personnalisé-nao rehefa voasasa?‎‎👉Ny lamba no fototra! Raha ratsy qu...
16/09/2026

‎😩 Mbola mivareraka na miova endrika ve ny T-shirt personnalisé-nao rehefa voasasa?

‎👉Ny lamba no fototra! Raha ratsy qualité ny T-shirt vierge, mety hanimba ny rendu final.

‎👉 Misafidiana T-shirt vierge qualité, mety tsara amin'ny DTF, sérigraphie & broderie.

‎📲 Alefaso message izao raha mila T-shirt vierge FiTex.
‎📍 Pavillon 709 Analakely
‎☎️ 034 40 167 03
́rigraphie

Inona ndray ary no tiany ny sary ho lazaina?      ́rigraphie
15/09/2026

Inona ndray ary no tiany ny sary ho lazaina? ́rigraphie

‎     ⚠️ Aza avela hanimba ny personnalisation-nao ny T-shirt ratsy qualité !‎‎Mety ho tsara be ny design-nao…‎🎨 Fa raha...
14/09/2026

‎ ⚠️ Aza avela hanimba ny personnalisation-nao ny T-shirt ratsy qualité !

‎Mety ho tsara be ny design-nao…
‎🎨 Fa raha **ratsy ny T-shirt**, mety:
‎❌ ho ratsy ny rendu DTF
‎❌ tsy haharitra tsara ny impression
‎❌ hiova endrika rehefa avy sasana
‎❌ ho very confiance aminao ny client-nao 😰

‎ Ny client tsy mijery impression fotsiny… mijery ny T-shirt manontolo izy.

‎👉 Izany no antony hisafidianana
‎"T-SHIRT VIERGE DE QUALITÉ" ho an'ny "DTF • Sérigraphie • Broderie".

‎🔥 Aleo mandoa kely kokoa amin'ny qualité, toy izay very client noho ny produit ratsy.

‎📍 Pavillon 709 Analakely
‎📩 Envoyer message maintenant
‎⚠️ Stock très limité

‎ FiTex —" la qualité commence par le tissu."

́rigraphie

11/09/2026

Joyeux anniversaire à mes super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Maevah Randriamiarisoa

✨« Vous pouvez avoir le meilleur DTF ou la meilleure sérigraphie… si le T-shirt est mauvais, le résultat final sera mauv...
10/09/2026

✨« Vous pouvez avoir le meilleur DTF ou la meilleure sérigraphie… si le T-shirt est mauvais, le résultat final sera mauvais. »

‎« Ne laissez pas un mauvais T-shirt gâcher votre personnalisation. »

‎👉Bon tissu👉 meilleure impression 👉 meilleur rendu 👉 client satisfait 👉 plus de commandes.🤩
‎‎ ́rigraphie

✨Maro dia maro ny couleur azonao hisafidianana ao @ pavillon 709 Analakely,Kalitao tsara hatrany no omena anao , na lamb...
07/09/2026

✨Maro dia maro ny couleur azonao hisafidianana ao @ pavillon 709 Analakely,
Kalitao tsara hatrany no omena anao , na lamba zany na zaitra.
́rigraphie

02/09/2026

Misy client tena manahirana ka,
Asainy manao livraison any atanandrano lay livreur hoe @5 ariva no atao lay livraison, niandry ny livreur tsy noraisiny tsony ny téléphone, atramzao zay manandrana miantso tsy azo mintsy, page iany koa no bloquény tsy mety andefasana message.
Refa tsy aka tompoko dia mitenena fa tsisy aninona anao , fa mampalaelo tompoko lay livreur Mbola misy lavitra.
👉Ho publieko vé ny profil mba hitandremany Zay mbola tsy azony?

02/09/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! HJ Tsilavon Hasina

02/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rota Rakotoarimalala, Gagou Mirella, Fanambinantsoa Andria, Randrianarivony Miantsa Stephan, Gasy Tsena, Michael Sae

26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tendry adonis, Mah Kely, Miora Fanantenana, Boy Drip

Address

Pavillon 709 Analakely
Antananarivo
101

Telephone

+261344016703

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FiTex posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FiTex:

Shortcuts

Share