Happy Shop By RaSoa

Happy Shop By RaSoa " Achetez avec sourire " 😘

19/12/2022
Tout à 30.000ar 🏋️ Détails sur chaque photo Confirmation en mp :Numéro + Lieu de livraison 🌼Bon Shopping 🥰
28/11/2021

Tout à 30.000ar 🏋️

Détails sur chaque photo
Confirmation en mp :Numéro + Lieu de livraison 🌼

Bon Shopping 🥰

Coucou 🥰 Ireto indray ary e ✨ 15.000ar avokoa 🔥 Miantsénà Finaritra ô 🌹
09/11/2021

Coucou 🥰 Ireto indray ary e ✨ 15.000ar avokoa 🔥 Miantsénà Finaritra ô 🌹

🔥 Profitez de nos PRIX DE LANCEMENT ⚡ Tout à 10.000ar 1️⃣ Réservation sur mp uniquement 💡 contact et lieu de livraison /...
07/11/2021

🔥 Profitez de nos PRIX DE LANCEMENT ⚡ Tout à 10.000ar

1️⃣ Réservation sur mp uniquement 💡 contact et lieu de livraison / Récupération à Anosy ou Ambohimanarina sous 24h.

Miantsénà Finaritra ô 🌹

Ity "publication" ity dia entinay ampahafantarana anareo mpanjifa ! "Happy Shop" dia mpivarotra "En Ligne", izay ahitana...
04/11/2021

Ity "publication" ity dia entinay ampahafantarana anareo mpanjifa ! "Happy Shop" dia mpivarotra "En Ligne", izay ahitanao akanjo, kiraro, poketra, sns...

"En Ligne" ihany aloha hatreto izany hoe manatitra ny entana any aminao na koa afaka alaina eny Ambohimanarina na Anosy.

Ireto avy ny fempetram-barotra :
1✓ Asinao "JP" ny sary avy eo mandefa hafatra miafina ianao ho fanamafisana izany/ na avy hatrany dia any @ hafatra no mandefa ny " référence " sy ny momban'ilay entana ho alainao. Mametraka ny Toerana hanaterana azy sy ny "numéro téléphone" vao "valider ou confirmer ny commande".

2✓ 24H ihany no fetran'ny " réservation " .
Mila mandoha " Acompte " raha mihoatra ny 24H.

3✓ Ny "Frais de livraison" dia eo anelanelan'ny 3000ar à 4000ar arakaraky ny toerana.

4✓ Ny entana lafo tsy miverina intsony, ka iangavina mba anandrana sy hijery tsara ny entana rehefa mbola eo ny " livreur".

Misaotra tompoko, hiezaka anome ny soa sy ny tsara izahay ato @ Happy Shop.

Miantsènà Finaritra ô 🌹

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

+261340140770

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Happy Shop By RaSoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share