Le monde de maman & petits

Le monde de maman & petits Client satisfait est notre priorité

Coucou les mamans ❤️ 🔥 Arrivage vaovao be ndray ary ho an'ilay harena kely, mamy anie 🥰👉Prix: 15 000 Ar 🔥 AZA TARA FA VI...
28/06/2026

Coucou les mamans ❤️

🔥 Arrivage vaovao be ndray ary ho an'ilay harena kely, mamy anie 🥰

👉Prix: 15 000 Ar

🔥 AZA TARA FA VITSIVITSY IHANY AN 🔥

🚚 Sur livraison ou récupération sur rendez-vous
🚚 Mandefa faritra ihany koa izahay.

☎️ Contact : 034 18 944 15





Le monde de maman & petits

🥰 Mahafaly anay ny mahazo retours toy izao avy aminareo 🥰👉Ho anareo lavitra na any amin'ny faritra, matokia fa alefanay ...
23/06/2026

🥰 Mahafaly anay ny mahazo retours toy izao avy aminareo 🥰

👉Ho anareo lavitra na any amin'ny faritra, matokia fa alefanay soa aman-tsara ny entana izay afaranareo. 😁😉

COUCOU ‼️Hizara CADEAUX  kely indray isika fa aiza dia hivarotra foana eh‼️🎁❤️👉 Ataontsika jeux kely, eo amin'ny sary ny...
23/06/2026

COUCOU ‼️Hizara CADEAUX kely indray isika fa aiza dia hivarotra foana eh‼️🎁❤️

👉 Ataontsika jeux kely, eo amin'ny sary ny loka. 😍

Tsotra be ny fandraisana anjara 😊

👍 Asio j'aime ny page ary asao koa ireo namanao hanaraka azy.
💬 Tageo eo ny namana miisa telo (03) na mihoatra.
↪️ Partageo en mode public ao amin'ny mur anao ity post ity. 👉

Mpandresy roa (02) no omentsika loka 🥰🎁

Lot 1️⃣ : Paire de bottes à fourrure : 11 cm (6 à 12 mois)
Lot 2️⃣ : Paire de chaussures marron : 10 cm (0 à 6 mois)
Ny valin'ny lalao dia ataontsika ny 11 Juillet hoavy izao.

🔥 MANDRAISA ANJARA ARY SAO IANAO NO HAHAZO NY LOKA ❗🥰



Le monde de maman & petits

Coucou les mamans ❤️ 👉 Ireto ary ny arrivage vaovao be 🔥🥰🔥 Ensemble 5 pieces cotons : 0 à 6 mois ✨      ▪️Amboniny mafan...
22/06/2026

Coucou les mamans ❤️

👉 Ireto ary ny arrivage vaovao be 🔥🥰

🔥 Ensemble 5 pieces cotons : 0 à 6 mois ✨
▪️Amboniny mafana (1)
▪️ Pantalons mafana (2) ( 1 miaraka amin'ny cache pied; 1 tsotra )
▪️ Bavoir 1
▪️ Satroka mafana kely
👉 Couleurs disponibles ireo amin'ny sary.

🔥 Prix: 20 000 Ar






Le monde de maman & petits

Coucou les mamans ❤️👉 Ireto ndray ary ny kiraro kely mafatifaty ho an'ilay harena kely disponible ehh!👉 Prix: 10 000 Ar👉...
17/06/2026

Coucou les mamans ❤️

👉 Ireto ndray ary ny kiraro kely mafatifaty ho an'ilay harena kely disponible ehh!

👉 Prix: 10 000 Ar
👉 Plus de 3 : 9000 Ar

👉Taille : 10 cm, 11 cm , 12 cm ( 0-18 mois )

🚚 Sur livraison ou récupération sur rendez-vous
🚚 Mandefa fa faritra ihany koa izahay.

☎️ Contact : 034 18 944 15

Coucou les mamans ❤️ Indraindray mety ho sahirana isika mamantatra ny tian'ilay harena kely hambara.😐😔 Ireto ary misy fo...
16/06/2026

Coucou les mamans ❤️

Indraindray mety ho sahirana isika mamantatra ny tian'ilay harena kely hambara.😐😔
Ireto ary misy fomba firesany hanampy antsika reny mba tsy ho sahirana e! 😉

Bon courage à toutes les mamans! ❤️✨









Le monde de maman & petits

Coucou les mamans ❤️ 👉Ireto sisa ny disponible ilay kiraro mafatifaty kely...🥰✨👉Pointures : 10 cm (0 à 6 mois)          ...
14/06/2026

Coucou les mamans ❤️
👉Ireto sisa ny disponible ilay kiraro mafatifaty kely...🥰✨

👉Pointures : 10 cm (0 à 6 mois)
11 cm (6 à 12 mois)
11 cm (6 à 14 mois)

🔥 Ataotsika prix promo ary ehh 😉🥰

Prix: 8000 Ar au lieu de 10 000 Ar

Mp haingana ary fa ireo sisa an!

🔥Bon courage à toutes les mamans! 😉🫵 Vous êtes Forte 😉 ❤️ Vous pouvez le faire 😉✨
14/06/2026

🔥Bon courage à toutes les mamans! 😉

🫵 Vous êtes Forte 😉 ❤️ Vous pouvez le faire 😉✨

Coucou les mamans ❤️ 👉 Ireto indray ary misy kiraro mafatifaty kely ✨🥰👉 Stylé ery ilay harana kely mahazo an'ireto ✨ 😉🔥 ...
12/06/2026

Coucou les mamans ❤️

👉 Ireto indray ary misy kiraro mafatifaty kely ✨🥰

👉 Stylé ery ilay harana kely mahazo an'ireto ✨ 😉

🔥 Ballerines
🔥 Chaussons
🔥 Sandales

Prix: 10 000 Ar

👉 Sur livraison ihany aloha hatreto an.
👉 Mandefa faritra ihany koa izahay.

Mp Jp + contact et lieux de livraison

❗AZA TARA FA VITSIVITSY IHANY AN ❗

Coucou les mamans ❤️ ❗ Ireto ary ny bottes sy kiraro kely mafatifaty amin'izao andro mangatsika izao eh.Stylé sady mafan...
12/06/2026

Coucou les mamans ❤️

❗ Ireto ary ny bottes sy kiraro kely mafatifaty amin'izao andro mangatsika izao eh.

Stylé sady mafana ilay harena kely mahazo an'ireto 🥰

🔥 Prix: 15 000 Ar

👉 Sur livraison ihany aloha hatreto an.
👉 Mandefa faritra ihany koa izahay.

Mp Jp + contact et lieux de livraison

❗AZA TARA FA VITSIVITSY IHANY AN ❗

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le monde de maman & petits posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share