Chez Cia Rà

Directions

Chez Cia Rà Chez CiaRà est une boutique en ligne d'articles tendances, innovants et des produits de qualité

⛔️Fampahatsiahivana momba ny livraison⛔️Ny livraison rehetra dia atao manomboka amin’ny 10 ora sy sasany maraina ka hatr...
17/10/2026

⛔️Fampahatsiahivana momba ny livraison⛔️

Ny livraison rehetra dia atao manomboka amin’ny 10 ora sy sasany maraina ka hatramin’ny 6 ora hariva (10h30–18h), raha tsy misy ora manokana voalaza mialoha.

Ho an’ny livraison atao ivelan’ireo ora ireo, dia misy sarany manokana ampiharina.

Misaotra amin’ny fahatokisanareo an’i Chez Cia Rà.

11/10/2026

🌸 Coucouuuuu nareooo 🌸
🎁 ÉCHANTILLONS fotsiny ireto dia pointure tena vitsy kely 🎁
😍 Pour hommes et femmes ireto an 😍
🤭 Tena hoe WAOUUUH jereo anie 🤭
✅ LIVRAISON dans tout Madagascar foana

20/09/2026

🥰 Coucouuuu 🥰🥰
😍Tena hoe manja kely ee 😍
🌸 1 avy ihany Amin’ireo aloha fa ho avy ny arrivages hafa 🌸 aza tara reto an 😘
✅ LIVRAISON dans tout Madagascar foana

19/09/2026

🥰 Coucouuuuu 🥰
😍 Ahoana ity Basket manja kely ity 😍
🌸 Tena tsara kely ny arrivages ao anie 🌸

15/09/2026

🥰 Coucouuuuu 🥰
🎁 Iza no andeh evenènement ato ato na tomponlay évènement mihitsy ? 🎁
🌸 Pt 37 sy 38 ny kiraro Mihaja kely ireto aza 🌸
✅ LIVRAISON dans tout Madagascar foana

13/09/2026

🌸 Elaela kely ve ? Coucouuuuu 🌸
🎁 Amby asiana sandale tsara kely aza 🎁
🟠 Pt 37 Sy 38 ihany aloha 🟠
✅ LIVRAISON dans tout Madagascar foana ✅

02/09/2026

🥰 Aiza lay manana zazah vavy kely ao o 🥰
🎁 Ataontsika prix CADEAU koa ireto fa vitsy kely fotsiny 🎁
🔸 0 à 12 mois 🔸
✅ LIVRAISON dans tout Madagascar foana o

29/08/2026

🌸 Efa Tonga aza ilay ARRIVAGES anlay slip Gaine ity oo 🌸
🔊 izay nanao pre-commande, afaka tonga dia miditra mp m confirmer 🔊
🎁 Ao fa prix CADEAU 🎁
👀 Taille S-M-L-XL 👀
✅ LIVRAISON dans tout Madagascar foana✅

24/08/2026

🥰 Elaelaaa ´reto fa eto amzay zao an 🥰
🥹 Sady farina be ny feoko 🥹
🎁 Ao asintsika an’reto kapa mamy kely ireto
🟡 Pt 19 na 14cm ihany aloha 🟡
✅ LIVRAISON dans tout Madagascar foana

08/08/2026

😍 Androany mba HILALAO indray isika 😍
🎁CRÉDIT ORANGE 5000Ar 10 aloha no zaraina 🎁
🔊 Ahoana no ahazoana azy ? 🔊 TSOTRA KELY :
✅ Abonnéna ny page
✅ Asiana soratra hoe « Je participe »
✅ Mentionnéna Olona 2 eo @ commentaires hi-abonné page
✅ Alefanao eo @ réponse anlay commentaire anao ny capture d’écran anareo 3 fa efa abonné nareo
❤️❤️❤️ Andaooo ary eee ❤️❤️❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Cia Rà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category