Pri Tsara

Pri Tsara High quality ✨

❌Mirary alahady mafinaritra ho antsika rehetra 😘😘
17/08/2025

❌Mirary alahady mafinaritra ho antsika rehetra 😘😘

❌Ho an'ilay mitady balles jeans homme amin le bomba be premier choix mbola misy ato an!!!⛔manao livraison na eto na any ...
13/08/2025

❌Ho an'ilay mitady balles jeans homme amin le bomba be premier choix mbola misy ato an!!!
⛔manao livraison na eto na any amin'ny faritra

❌"Tsy hilentika intsony ny masoandronao,fa Jehovah no fanazavana anao mandrakizay,ary ho tapitra ny andro fahalelovanao"...
13/08/2025

❌"Tsy hilentika intsony ny masoandronao,fa Jehovah no fanazavana anao mandrakizay,ary ho tapitra ny andro fahalelovanao" Isaia 60:20

❌Ndao anakarena oooo🔊🔊Ity ny chapeau FEDORA ry boss isany o!👉mety be oetina vacances mihaja be sady azo sasana tsara 😊⛔4...
12/08/2025

❌Ndao anakarena oooo🔊🔊
Ity ny chapeau FEDORA ry boss isany o!
👉mety be oetina vacances mihaja be sady azo sasana tsara 😊
⛔45000ar fotsiny ary d'efa misatroka panakarena e 😜 tonga de mandefasa mp
Manao livraison na eto na faritra😊

11/08/2025

⛔ity amin'izay ary ilay TEMOIGNAGE e⛔

Tena tsy mora ny manao zavatra fa zay vo vitako ilay vidéo😂 ialana tsiny amin'ny sary mety ratsiratsy fa rehefa voaray ny tiko ambara dia voninahitra ho an'Andriamanitra🙏

❌Tsara zalahy ny miaraka amin'ny Tompo a n'inona n'inona obstacle dia tsy mahasakana ny fikasan'Andriamanitra ho anao izany😊

📖 ity tenin'ny Soratra Masina ity no entiko amaritana ity vidéo fijoroko vavolombelona ity
"Miverena amiko dia mba hiverina ho aminareo kosa Aho, hoy Jehovah tompon'ny maro " Malakia3:7
🔊Miverena amin'ny fitiavana voalohany

✋Izaho ilay ondry nania very ka hita indray

❌Koa manasa anao anaraka hatramin'ny farany ary anao partage max an'ity vidéo ity🙏

NB:mbola tsy pro amin'ny montage vidéo😜

'isabonne amin'ny Page🙏

❌Salama ny panaraka ny pejyIty tenin'Andriamanitra ity no ho entiko ampeherezana antsika rehetra amin'ity herinandro vao...
11/08/2025

❌Salama ny panaraka ny pejy
Ity tenin'Andriamanitra ity no ho entiko ampeherezana antsika rehetra amin'ity herinandro vaovao ity😊
⛔Za mino fa ts maintsy ho fitahiana ho an'ny hafa izaho sy ianao🙏
Bon journée Bisous bisous daholo😘

09/08/2025

Ray o mhatoky anao aho💖

09/08/2025
De tsy nahita mihintsy izahay😂
08/08/2025

De tsy nahita mihintsy izahay😂

Address

101
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pri Tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share