J.Bandeaux

J.Bandeaux Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from J.Bandeaux, Apparel & Clothing, Antananarivo.

25/03/2025
🎀 BONNET TURBAN+BANDEAU 🎀      👶0_3mois      👶3_6mois      👶6_12mois      👶12mois_ 24mois...Samy manana prix ny âge 👌Ary...
04/03/2025

🎀 BONNET TURBAN+BANDEAU 🎀
👶0_3mois
👶3_6mois
👶6_12mois
👶12mois_ 24mois...
Samy manana prix ny âge
👌Ary Mbola misy couleur hafa afaka safidianana
👌Sur commande
Mp ary izay te ampihaingo ny princesse keliny e 🥰❤️

🌺🌺 Satroka ba 🌺🌺    👶Mafana tsara    👶Malefaka tsaraNouveau né_ 3mois3_6mois6_12mois     💕Vidiny: 3000ar hatr@ 10000ar💥💥...
25/02/2025

🌺🌺 Satroka ba 🌺🌺
👶Mafana tsara
👶Malefaka tsara
Nouveau né_ 3mois
3_6mois
6_12mois
💕Vidiny: 3000ar hatr@ 10000ar
💥💥Afaka mandray commande satroka ba a

🎀🎀 Bonnet turban 🎀🎀
Tena oe alefa mora ireto
Ireo@sary ireo ihany no disponible
💕Vidiny: 3000ar/1

🎀🎀 Bandeau 🎀🎀
Alefa mora ihany koa
💕2000ar/1

☘️Manao livraison
☘️Mandefa any@faritra

30/01/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Barinala Haingo, Andrianina Crochet

🌺🌺Satroka ba 🌺🌺     💚Mafana tsara     💚MalefakaRaha hanao commande couleur hafa dia miteny 2 andro mialoha.     🙇0_6mois...
16/01/2025

🌺🌺Satroka ba 🌺🌺
💚Mafana tsara
💚Malefaka
Raha hanao commande couleur hafa dia miteny 2 andro mialoha.
🙇0_6mois: 8000ar
🙇7_12mois: 10000ar
🙇2ans_4ans...: 12000ar

🎀🎀 Bandeau 🎀🎀
💚 Bandeau nœud: 2000ar /1pc
💚 Bandeau fleur : 5000ar /2pcs
Ny Bandeau dia afaka misafidy couleur amireo,fa ireo ihany no disponible.
⚡⚡Manao livraison
⚡⚡Mandefa any@faritra

13/01/2025
☘️ MENAKA FOTSY MAHASOA ☘️     Dia vokatra Natoraly 💯     Vita avy@ oignon🌺Ny MENAKA FOTSY MAHASOA dia:         👌Manadio...
12/01/2025

☘️ MENAKA FOTSY MAHASOA ☘️
Dia vokatra Natoraly 💯
Vita avy@ oignon
🌺Ny MENAKA FOTSY MAHASOA dia:
👌Manadio tarehy
👌 Manasitrana ireny mony be@tarehy ireny,ary manasitrana ilay mony vao miforona ihany koa

🌺Ny MENAKA FOTSY MAHASOA dia :
💥Manala ireo rivotra miforona anaty kibon'ny zazakely, ankizy,eny fa na ny lehibe aza
💥Manasitrana fery,may (may ny rano na afo) ,ny vay.....
💥Manasitrana ireo mivontovonto ,ny tandimerina,mangidihidy (toy ny laniny bibikely,....)
💥Mahafaka sery
Tena efficace tanteraka
Ary efa vita andrana efa amantaonany maro
❤️Vidiny: 8000ar/bt 25ml
☘️Manao livraison
☘️ Mandefa any@faritra
Mp ary fa tena mahasoa anao sy ankohonanao ny Menaka fotsy Mahasoa 🥰🥰

🎀🎀Miarahaba ny Namana rehetra ato  nahatratrarantsika ny taona vaovao 2025 izao🎀🎀.Mirary soa sy fahombiazana ho antsika ...
05/01/2025

🎀🎀Miarahaba ny Namana rehetra ato nahatratrarantsika ny taona vaovao 2025 izao🎀🎀.Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra 🥰🥰
💚💚Hisy zavatra vaovao be alefako eto tsy ho ela.💚💚
🥰🥰Zay fa mirary soa be dia be ho anareo client an J.Bandeaux 😘😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J.Bandeaux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share