Elle et Lui

Elle et Lui Vente des produits de bonne qualité à mini prix 🥰❤️ ihamitah@fb .Com

Mamy kely ity assemblage short ity 🤩Taille M
16/12/2024

Mamy kely ity assemblage short ity 🤩
Taille M

14/12/2024

⚠️ Tout doit disparaitre !!!⚠️

Araka n'y nampanantenaina, atao prix cadeau 🎁 daholo izay article rehetra tsy mbola réservé.

Tongava mivantana fa ataontsika tena mora bé daholo.
Cours Flashmad
Ankadindramamy
Raha avy any amin'ny Total, dia manaraka n'y lalana vers Ankerana.
Rehefa afaka n'y FJKM Ankadindramamy, à 100m aveo ny Lycée Les Capucines. Eo no misy lalan-kely midina.

Afaka miantso avy hatrany koa 038 56 548 95

Vente des produits de bonne qualité à mini prix 🥰❤️

14/12/2024

⚠️ Liquidation ⚠️

Alefa mora bé daholo izay tsy réservé rahariva.
Tongava ary amin'ny vente privée

📍 Ankadindramamy, cours Flashmad .

Eo ankavanan'ny Lycée Les Capucines no miditra (lalan-kely midina)

👉038 56 548 95

Vente des produits de bonne qualité à mini prix 🥰❤️

Reto ny tenue de cérémonie 👗Tena prix cadeau an 🎁🤫Aza tenenina mafy fa 15 000Ar fotsinyTongava mivantana dia afaka manao...
13/12/2024

Reto ny tenue de cérémonie 👗
Tena prix cadeau an 🎁
🤫Aza tenenina mafy fa 15 000Ar fotsiny

Tongava mivantana dia afaka manao essai tsara.

📍 Ankadindramamy
Studio Flashmad
Ambadiky ny Lycée Les Capucines

Miantsoa n'y 038 56 548 95 raha tsy mahita Ilay toerana

Ndao ary asiana avant-goût kely ilay Vente privée amin'ny sabotsy 14 décembre ho avy izao 😊Akanjo, kiraro , sac amin'ny ...
12/12/2024

Ndao ary asiana avant-goût kely ilay Vente privée amin'ny sabotsy 14 décembre ho avy izao 😊

Akanjo, kiraro , sac amin'ny vidiny tena hoe MORA.

📍Ao amin'ny Studio Flashmad Ankadindramamy.
Eo amin'ny lalan-kely ankavanan'ny Lycée Les Capucines no miditra, lalan-kely midina.

📌 Manomboka amin'ny 09 maraina.

Ndao hiantsena !!Entana mora bé 🌸👉Akanjo, kiraro, poketra ho an'ny vehivavy👠👗👜👒📍Ankadindramamy, Studio Flashmad. Eo amin...
11/12/2024

Ndao hiantsena !!

Entana mora bé 🌸
👉Akanjo, kiraro, poketra ho an'ny vehivavy👠👗👜👒

📍Ankadindramamy, Studio Flashmad. Eo amin'ny lalan-kely ankavana'ny École Les Capucines no miditra.
Entana mora bé
Akanjo, kiraro, poketra ho an'ny vehivavy.

Tongava ary o.
📌Sabotsy 14 décembre 2024
De 09h à 17h

Poketra mora be, pas plus de 20 000ArDétail ao amin'ny commentaires amin'ny sary tsirairay
16/09/2024

Poketra mora be, pas plus de 20 000Ar
Détail ao amin'ny commentaires amin'ny sary tsirairay

Les détails sont déjà sur les photos, D'autres photos en sous-commentaireLivraison à partir de 2 000Ar
06/12/2023

Les détails sont déjà sur les photos,
D'autres photos en sous-commentaire
Livraison à partir de 2 000Ar

Coucou les Manja
04/12/2023

Coucou les Manja

Hifampizara aminareo an-tsary n'y tety am Résidence des Hauts Plateaux - Antsirabe androanyMitohy rahampitso n'y hetsika...
02/12/2023

Hifampizara aminareo an-tsary n'y tety am Résidence des Hauts Plateaux - Antsirabe androany

Mitohy rahampitso n'y hetsika an.
Tongava fa misy zavatra mahaliana betsaka

Ho antsika eto AntsirabeVente privée 2ème édition02 décembre 2023Mahazoarivo Centre
29/11/2023

Ho antsika eto Antsirabe
Vente privée 2ème édition
02 décembre 2023
Mahazoarivo Centre



Address

Studio Flashmad Ankadindramamy
Antananarivo
101

Telephone

+261332180967

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elle et Lui posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Elle et Lui:

Share