04/02/2023
20 000ar monja dia efa manao kapa manjakely anie
Pointure dispo : 36 à 40(chaussée normale)
Couleur misy jaune ihany koa ankoatran'ireto amin'ny sary ireto
Mandefa any amin'ny faritra izahay ...
Ka andao hiantsena aza ee 😋☺️