17/04/2026
🚀 IZAHAY DIA MANANGANA SITE WEB / PORTFOLIO HO ANAO AMIN'NY SARANY MIRARY
❓ Fantatrao ve fa tsy ho an’ny entreprises na sociétés ihany ny site web na portfolio?
Maro ny olona mieritreritra fa natao ho an’ny entreprises ihany ny site web. Kanefa raha ny marina dia afaka manana site web personnel na portfolio ny olona rehetra.
🎓 Raha mpianatra ianao,
💻 freelance,
🎨 artiste,
📷 photographe,
🧵 mpanao asa-tanana,
na olona te hampiseho ny fahaiza-manaony sy ny projets vitany,
👉 dia mety ho fitaovana tena ilaina ho anao ny site web.
🌐 Ny portfolio na site web dia ahafahana:
✔️ mampiseho ny asa vita
✔️ mampiseho ny parcours
✔️ manampy ny recruteurs, clients ary mpiara-miasa hahafantatra bebe kokoa anao
➡️ Amin’ny Internet dia toy ny carte de visite nomerika izy io.
💡 Zava-dehibe koa ny mahafantatra fa:
Tsy voatery mila nom de domaine na hébergement mandoa vola akory ny site web.
👉 Azo apetraka amin’ny Internet maimaim-poana izy io.
✅ Tokana no ilaina:
📧 Compte Gmail actif fotsiny dia ampy!
🔥 Raha te hanana site web na portfolio matihanina ianao:
📩 Mifandraisa aminay fa hanangana azy ho anao amin'ny sarany mirary izahay.