Ju-RACH Shop

Call Directions Contact the business

Ju-RACH Shop Ju-RACH Shop 🔥, le meilleur du streetwear en un clic. Habille-toi pour impressionner, chaque jour.

Hainay raha mandalo añaty-lohanao🧠, aloaka anao hanao commande 😉. . . Mi-commande en ligne, mitovy mañakina vola @ oloña...
10/10/2026

Hainay raha mandalo añaty-lohanao🧠, aloaka anao hanao commande 😉.
. . Mi-commande en ligne, mitovy mañakina vola @ oloña tsy hay😭, mividy entaña tsary nitsapaintaña.

(Tsapako lanjany fatokisaña ambadika commande jiaby azoko.)

💭 "Mba ho tonga @ faritra aty 'reo ?"
💭 "Ary koa sañatria kely taille-ny lamba."
💭 "Izy koa alefako vola... tsy anjavoña izy ? Ataony 'VU' zah ?"

Fañontaniaña reo hafaka apetrakanao 😊. Na matetika aby.

Satria, vola añaty pôsonao io‼ Niasa mafy anao nahazo azy.
Mety natokañanao vola io 🥺, mba hañomezanao fahafam-po vatañanao izay niketrika. . . tsapako!

Ke masahia mañontany & miresaka :

✅ Anontanio raha hitanao manjavozavo.
✅ Azavaio raha mampiasa-loha anao.
→ Ambadika message alefany Ju-RACH Shop reñy, misy oloña hafaka iresahinao 😍... zah.
Hitanao colis reo ⁉
Volan'oloña aby añatiny💰, business n'oloña añatiny💪,... fatokisaña n'oloña añatiny🤩.

Ke sarotra tsy ankasitraka anao 'lay nañano commande 🙏. Haiko fa ambadika "MP" sy "JP" reñy, avy nisy fisalasalaña 🥹.

|—→Ary anao⁉ Mba avy nañano 🥰 commande @ Ju-RACH Shop ⁉

_________________________________
☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

09/10/2026

Arrivage ✈️ | Short + Pants, omena safidy malalaka anao 🔥
. . Ataovo @ commentaire "Capture + Jp" ny modèle tianao alaina.

✅️ Mandefa détail
✅️ Mandefa gros.

Somary vitsivitsy 😪, fa alefaso malaky commande-nao.

_________________________________
☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

Raha mba nanaña safidy 🥹 karah ty zah, t@ vao nanomboka. . . T@ zah nanomboka hivarotra, 2019 📆, tsy afaka niteny :💬 "An...
07/10/2026

Raha mba nanaña safidy 🥹 karah ty zah, t@ vao nanomboka.
. . T@ zah nanomboka hivarotra, 2019 📆, tsy afaka niteny :

💬 "Andramako aloha Short Valley + Short Trapstar."
💬 "Atambatrako Short + Pantalon,... reo jiaby. Ahaizako ino teña tiany client-ko."

Matetika, anteña nioniña 😭 nisy teo foña.

Ary anao koa mpivarotra 😪, vao maika sarotra 'situation'.
Satria, anao mampiasa volanao @ entaña raika... tsy hainao andeha na tsia. Tsy hafaka hañandraña entaña maro 🤧, juste mba ahaizana "aiza teña mandeha @ client-ko?"

Zany mintsy, añisany 🥰 antony hañanovako raha @ fomba miavaka — tsy mitovy @ taloha.

Zah tsy andeha hivarotra entaña raika hely, 'zay misy .
Non, tiako anao hafaka hisafidy 😘 'zay tianao sikinina na avidy.

☑️ Anao mety tia Pantalon 🤪, satria efa misy lamba amboniny miady .
☑️ Olo hafa mety tia Short 🥵, satria @ tany misy azy mafana.
☑️ Anao @ maha-mpivarotra anao 🤑, te hanomboka tsikelikely ke hanandraña juste 10 pièces, alohaka ampiasa vola-be angala 50pièces.

Tokony ho afaka hisafidy anao 🥰😋.

Satria tsy mitovy❌️ raha tian'oloña jiaby... tsy mitovy❌️ client ntsika... ary ny teña mariñy, tsy mitovy❌️ vola anañan'oloña.

| Aminaka, zany no atao hoe "manompo mpanjifa 😍💪🏼".

| Alefaso safidinao‼️ Alefaso commande-nao boss‼️

_________________________________
☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

Asan-draha zah foña 🤣😂 mahazo honoña raha zany. . . Hitomañy foña tsy ataony lerany izy miady varotra 🥺, @ livraison kar...
06/10/2026

Asan-draha zah foña 🤣😂 mahazo honoña raha zany.
. . Hitomañy foña tsy ataony lerany izy miady varotra 🥺, @ livraison karah izy no farany "tay@amany 😎".

Hafaka miandry anao andinika Ju-RACH Shop 🥰, fa ny taille ilainao no mety tsy hiandry 🥺. . . Matetika 'lay modèle "Noire...
06/10/2026

Hafaka miandry anao andinika Ju-RACH Shop 🥰, fa ny taille ilainao no mety tsy hiandry 🥺.
. . Matetika 'lay modèle "Noire & Gris 🔥" jeren'olona voalohany.

🔖 T-shirt Oversize : 30.000Ar/détail
🔖 Pants Valley : 90.000Ar/détail

Stock limité ⚠️, alefaso commande-nao.

🎬 Arrivage : https://web.facebook.com/share/r/1CmgT8BWb7/
_________________________________

☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

Misalasala anao @ taille ⁉️ Alefaso 'MP' aloaka hanao commande 😍, fa Ju-RACH Shop hanampy anao. . . Lamba sasany ohatran...
05/10/2026

Misalasala anao @ taille ⁉️ Alefaso 'MP' aloaka hanao commande 😍, fa Ju-RACH Shop hanampy anao.
. . Lamba sasany ohatrany nividina hipetraka añaty "armoire 😭", sasany hipetraka añaty "saiñan'oloña 🧠" nahita anao nisikina azy 🔥.

🔖 T-shirt Oversize : 40.000Ar/détail
🔖 Pants Valley : 90.000Ar/détail

Stock limité ⚠️, alefaso commande-nao.

🎬 Arrivage : https://web.facebook.com/share/r/1CmgT8BWb7/
_________________________________

☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

05/10/2026

Arrivage ✈️ | Tonga 'le efa hela nandrasanao : BaggyValley 🔥
. . Tsy Image/Viideo nalaiña t@ internet, stock 100pièces 📦 izy tonga @ Ju-RACH Shop.

✅️ Mandefa détail
✅️ Mandefa gros.

Somary vitsivitsy 😪, fa alefaso malaky commande-nao.

_________________________________
☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

Tsy ny tsy-fahaizanao "Aiza alaina ⁉️" ny teña olaña 😜, fa ny hoe 'mbola hoisy taille mety ' dispo 🥺, @ fotoaña anao tap...
02/10/2026

Tsy ny tsy-fahaizanao "Aiza alaina ⁉️" ny teña olaña 😜,

fa ny hoe 'mbola hoisy taille mety ' dispo 🥺, @ fotoaña anao tapakevitra hividy.
. . Arrivage ✈️ vo' tonga : Pants baggy Valley🔥.

Alohaka hiresaka prix, ataovo @ commentaire :
"AIZA @ COULEUR 04 |🖤🩶💙🩵| REO TIANOA !?"

_________________________________
☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

01/10/2026

Bonne début du mois à tous 🥰
. . Ju-RACH Shop.

30/09/2026

Yah‼️ Mbola disponible🤩, maillot NFL.
. . Omeñy anao 😉 @ prix : 35.000Ar

Efa tsy natao ❌️ 50.000ar eky, liquidation.

Alefaso commande-nao, ⚠️stock limité.
_________________________________
☎️Contact : 0321823509 / 0349589248
📮WhatsApp : 032 46 890 00
📱Tiktok : Ji Chia

Address

Tsiadana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 18:00
Tuesday 06:00 - 18:00
Wednesday 06:00 - 18:00
Thursday 06:00 - 18:00
Friday 06:00 - 18:00
Saturday 06:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 16:00

Telephone

+261349589248

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ju-RACH Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ju-RACH Shop:

Shortcuts

Share

Category