25/05/2026
🚗🔥 AMIDY – Volkswagen Passat CC automatique tena madio sy manara-penitra 🔥🚗
Mbola numero Vazah
✨ Raha mitady fiara classy, matanjaka ary mampiavaka anao ianao dia ity no tena mety aminao! 😍
💥 Volkswagen Passat CC
📍 Année 2009
🛞 96.000 km monja
⚙️ Moteur 2.0 TDI – 170CV 🐎
⚡ Boîte automatique DSG 6 vitesses
💺 Confort be, mandeha malefaka sady mahery
━━━━━━━━━━━━━━━
✅ Fiara tena voakarakara tsara
✅ Endrika sportif sy élégante
✅ Matanjaka nefa mitsitsy carburant
✅ Tena agréable entina isan’andro na lavitra
✅ Intérieur madio sy milamina
✅ Vonona hitondra avy hatrany 🚘
━━━━━━━━━━━━━━━
💰 Vidiny : 38.000.000Ar ou 190.000.000fmg
📞 Antsoy avy hatrany : 038 31 345 64
📩 Na mandefasa MP
⚠️ Tsy mora mahita Passat CC madio sy mbola tsara tahaka izao intsony ka aza tara! 🔥