12/08/2026
Tonga ny ela nandrasana ehh!!!!!
CLASSEUR À BUDGET à 12 compartiments.😁
Sady nohon'ny fangatahan'ny be sy ny maro dia efa misy point de vente afaka hanaovana récupération izahay no sady afaka mividy ianareo amin'ny vidiny tena MIRARY BE eto @ ambadikan'ny transcovia taloha.
Ny article antsika kosa nefa tsy miova fa amin'ny vidiny 8000AR hatrany.😉
Couleur dispo : VERT- BLEU- ROSE- VIOLET.
Afaka jifainareo eto ihany koa ny cahier MULTIMATIERES, SKETCHBOOK, PAPIER CRÉPON sy ny CLASSEUR BOX.
TONGAVA MARO EEEE😉