22/08/2026
📢 MITADY COIFFEUSE EXPÉRIMENTÉE 💇♀️✨
Mitady olona mahay tsara amin’ireto asa ireto izahay :
💇♀️ Coiffure
🧵 Pose tissage
👩🦱 Pose perruque
✨ Pose extension
💅 Onglerie
💄 Maquillage
📍 Mipetraka 67ha no préférence, satria mila olona afaka miasa tsy misy olana amin’ny déplacement.
✅ Efa manana expérience
✅ Sérieuse & dynamique
✅ Mahay mandray cliente
✅ Madio sy mahay tsara ny asany
📩 Raha liana dia mandefasa MP miaraka amin’ny présentation sy expérience-nao.