Fitia s Mode

Fitia s Mode Nous sélectionnons les meilleurs articles de mode pour que vos enfants soient stylés en toute saison❤

Andao indray hanao live eh ?! 😍😍Storytime kely : anniversaire an’i zandry Elie @ samedi 29 Août izao dia i zoky Fitia ts...
22/08/2026

Andao indray hanao live eh ?! 😍😍
Storytime kely : anniversaire an’i zandry Elie @ samedi 29 Août izao dia i zoky Fitia tsy manana vola hono zany izy hividianana cadeau. 🥹❤️
Ka hanao live vide dressing zah sy i Fitia dia hividianany cadeau ho an’i Elie. 🎁🎁💝💝
Ataotsika rahariva dia @ firy re eh? 🥰🥰😍😘😘😘



🇲🇬Coucou daholo ry ray amandreny isany! ☺️👋Ireto indray misy zavatra tsara kely nofantenanay manokana ho anareo sy ny ke...
30/04/2026

🇲🇬Coucou daholo ry ray amandreny isany! ☺️👋
Ireto indray misy zavatra tsara kely nofantenanay manokana ho anareo sy ny kely ao an-trano:

🎀 Collant mahafatifaty be: Misy noeud kely kanto, mety tsara amin'ny andro hariva na ririnina mba hafana tsara ny zazah no jejoo 😍

🧦 Chaussettes antidérapantes : Rehefa mandady, mianatra mandeha, na mangatsiaka ny andro. Tsy malama fa manampy ny olona kely amin'ny fihetsiny rehetra! 👶✨

🧴 Gel do**he 2-en-1: Tena malefaka sady mandaitra ho an'ny ankizy. Habeny 500ml be izao ka maharitra sady mitsitsy! 🛁🧼

📩 MP aingana ary na miantso ny 032 06 905 27 fa vitsy ny stock ato anh!
Vidiny tena mirary hatrany 😉

🇫🇷Coucou à tous les parents ! ☺️👋
Voici une petite sélection spéciale dénichée rien que pour vous :

🎀 Collants Adorables : Ornés d'un joli nœud, parfaits pour les soirées fraîches ou pour l'hiver afin de garder bébé bien au chaud.

🧦 Chaussettes Antidérapantes : Idéales pour le quatre-pattes ou les premiers pas. Elles évitent les glissades et accompagnent tous les mouvements de bébé en toute sécurité ! 👶✨

🧴 Gel Do**he 2-en-1 : Une formule très douce et efficace pour les enfants. Format généreux de 500ml pour une utilisation durable et économique ! 🛁🧼

📩 Contactez-nous vite en MP ou au 032 06 905 27. Stocks très limités ! 🏃‍♀️
Toujours à petit prix 😉

🎉✨ TAOM-BAOVAO SAMBATRA 2026 – SOLDES Beee ato amintsika ! ✨🎉🔥 -30% / -40% / -50% amin’ireto entana manaraka ireto :👕 Te...
22/01/2026

🎉✨ TAOM-BAOVAO SAMBATRA 2026 – SOLDES Beee ato amintsika ! ✨🎉
🔥 -30% / -40% / -50% amin’ireto entana manaraka ireto :
👕 Tee-shirt
🩳 Ensemble short
👟 Ensemble jogging
🧸 Tapis ho an’ny efitranon-jaza
📸 Hita amin’ny sary ny modèle
📩 Alefa amin’ny MP ny commande
⚠️ Voafetra ny stock – izay tonga aloha no mahazo
🙏 Misaotra betsaka tamin’ny fitokisana
✨ Mirary taom-baovao feno fahasalamana sy fahombiazana ho anareo rehetra ✨




Address

Antananarivo

Telephone

+261346519365

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia s Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share