29/08/2023
Natao Ho an'ny volo rehetra π€Ho antsika tia mikarakara volo sy natao hikarakara hanatsara azy,na koa mbola tia hanatsara lavitraππtinao ho afaka ve ilay mankina ? tianao halama tsara sady mangirana ery ve ny volonao? Tinao Ho afaka ve ny vakivaky ? Ary mandoko volo ve ianao π.Ity ary ny Keratin Botox ,Shampooing 900ml sy AprΓ¨s-shampooing 900ml,natokana Ho anao ee ππππ raha mividy azy 2mitambatra ianao Dia mahazo prix ki manjaaaaπ aza misalasala manontany am mp direct tompoko.Chez PREZZY dia vonona ny hanome fahafampo Ho anao hatrany πππ