18/08/2026
⛔⛔⛔ Antony 5 hisafidianana lunettes misy plaquettes de nez mobiles
1️⃣ Adaptabilité
Mora ajuster-na hifanaraka amin’ny morphologie an’ny orona, ka ahafahana mahazo position plus confortable sy stable.
2️⃣ Esthétique
Discret kokoa ny plaquettes de nez mobiles ary manome rendu stylé sy élégant eny amin’ny endrika.
3️⃣ Confort
Tsy ny monture manontolo no mikasika mivantana ny orona : ny plaquettes, izay singa kely amin’ilay solomaso, ihany no mipetraka amin’ny orona, ka manome confort kokoa.
4️⃣ Entretien
Raha tonta na simba ny plaquette, mora soloina ary mora amboarina, nefa tsy voatery hanolo ny monture manontolo.
✨ Tafiditra ao anatin’ny service après-vente gratuite ao amin’ny boutique Phoenix ny fanoloana plaquettes.
5️⃣ Ajustement
Mora ahitsy mba tsy hampilatsaka na hampigorisa ilay solomaso eo amin’ny orona. Azo terena na halalahana ihany koa izy, arakaraka ny ilain’ny tsirairay.
📍600 mahery ny solomasony afaka isafidianana ao amin'ny boutique Phoenix.mg ankadifotsy.
________________________________
🛒 Boutique PHOENIX.mg Ankadifotsy
⏰ Lundi - Samedi, 8h à 16h30
☎️ 034 51 442 77 - Appel & Watsapp
🅿️ Parking devant la boutique et à proximité
✅ Livraison partout Mada
🗺️ GMaps : 4G3F+HC, Rue James Ratslma, Antananarivo