Me Bika

Me Bika vente d'articles prêt à porter pour femmes en ligne .

Afaka 1h ny fotoanan-tsika oo ‼️❤️
16/03/2024

Afaka 1h ny fotoanan-tsika oo ‼️❤️

Salama daholo ve 😊Hanao Live (vente en direct) indray isika RAHAMPITSO SAMEDI A PARTIR DE 16H ‼️Mora be foana nefa tsara...
15/03/2024

Salama daholo ve 😊
Hanao Live (vente en direct) indray isika RAHAMPITSO SAMEDI A PARTIR DE 16H ‼️
Mora be foana nefa tsara an, ataontsika 2000ar dia efa mahazo amin'io, ouiiii 2000ar 😍‼️
Ndao hiaraka aminay indray ary ooo ❤️

Efa akaiky ny fety fa 'ndao ary hiantsena ato aminay amin' ny vidiny tena mirary ee ;) Hahitàna hauts sy robes : style d...
11/03/2024

Efa akaiky ny fety fa 'ndao ary hiantsena ato aminay amin' ny vidiny tena mirary ee ;)
Hahitàna hauts sy robes : style décontracté, working, classe manomboka amin'ny 3000ar ary tsy mihoatra ny 10.000ar. Tena mora ‼️
Aperçu fotsiny ihany ireo amin'ny topic ireo fa alefanay tsirairay ao amin'ny commentaires izy rehetra miaraka amin'ny détails.
Alefaso ary ny jp + confirmation mp
Livraison à partir de 3000ar

👋👋Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ilay Live aloha an ! Mbola vao handrana no natao dia efa betsaka sah...
11/03/2024

👋👋
Misaotra anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ilay Live aloha an ! Mbola vao handrana no natao dia efa betsaka sahady no nanjifa, Mankasitra be dia be ❤️
Maro moa ianareo no nangataka sary sy hoe mba alefa tsirairay ilay izy fa tsy afaka manaraka Live. Ka noho izany, mandrapaha-tongan'ny fotoana hanaovana Live manaraka indray dia ho avohakanay anaty publication iray aloha izay mbola disponibles de suite :)
Manasa anareo hatrany ary hanaraka ny pejy ;) ❤️

Dans 20mn eo ny fotoanan-tsika ao anaty vente en direct (Live) ‼️Hauts pas plus de 5000arRobes pas plus de 10.000arMisy ...
09/03/2024

Dans 20mn eo ny fotoanan-tsika ao anaty vente en direct (Live) ‼️
Hauts pas plus de 5000ar
Robes pas plus de 10.000ar
Misy daholo na ny style décontracté, été, na ny mihaja na ny working.
A tout à l'heure ❤️

Hello tout le monde 👋Nouveau concept sur la page ‼️Vente en direct de hauts et de robes à petit prix : à partir de 3000a...
09/03/2024

Hello tout le monde 👋
Nouveau concept sur la page ‼️
Vente en direct de hauts et de robes à petit prix : à partir de 3000ar et pas plus de 10.000ar
RDV : LIVE cet après midi à partir de 15h
‼️ Satria moa Live voalohany eto amin'ny pejy izy io dia betsaka ny cadeaux ho zaraina ka manasa anareo ary izahay hiaraka aminay ooo 😍🎁

Arrivage🍀 combi et robes🍀 , venez vite en mp pour réserver
22/11/2021

Arrivage🍀 combi et robes🍀 , venez vite en mp pour réserver

02/11/2021
Nos robes 👗🥻Jp + confirmation mp
02/11/2021

Nos robes 👗🥻
Jp + confirmation mp

Hello Girls! c'est bientôt les fêtes de Pâques profiter de nos promotions . A juste 20.000 ariary pour trois articles ac...
17/03/2021

Hello Girls! c'est bientôt les fêtes de Pâques profiter de nos promotions . A juste 20.000 ariary pour trois articles achetés ... que pouviez vous espérer de mieux on n'attend plus que vous 😉

Robe mini bleu marine Taille M 25.000arREF: 021
17/12/2020

Robe mini bleu marine
Taille M
25.000ar
REF: 021

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Me Bika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share