04/04/2022
Mbola afaka mandray anjara foana an ☺️
Iza daholo no Tia lamaody ato ooo...
Andao ilalao Miaraka amin'ny
Marika vita malagasy Izay manao karazana akanjo Mihaja sy akanjo lamaody maro isan-karazany..
Ahitàna taille S jusqu'à 3XL Sady manao sur mesure ry zareo...
Tiako foana ny manohana ny vita malagasy asy 😍 ao amin'ny pavillon Box 380 s'y 381 no ahitàna ny boutique
Misy kilalao ity iarahantsika amin'ny zareo izay ahazahoana lot 2 be Zao ho an'ireo mandray anjara tsara vintana
Lot 1 : ensemble tailleur ( valeur de 150.000 ariary )
Lot 2: bon d'achat de 40.000 ariary
Tsotra be ny fandraisana anjara , Araho tsara ireto dingana ireto
1) asiana réaction ity publication ity
2) mi- tagguer namana 5 tia lamaody anaty commentaires
3) partageo amin'ny mur anao ity publication ity Miaraka amin'ny , atao en mode public
4) midira amin'ny pejin'i Dia asiao j'aime ( MBA ho validé ny fandraisanao anjara ) :
https://www.facebook.com/dreamy261/
Olona 2 be izao no'ho atao fisarihana ny alahady 17 aprily 2022
Manana fotoana malakaka tsara isika hanaovana azy ...
Bonne chance daholo