Mada Cache

Mada Cache Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mada Cache, Apparel & Clothing, 0343320937, Antananarivo.

TONGASOA TOMPOKO 🎉🎉

VENTES DE PRODUITS ET SERVICES

JEREO IZAY METY DIA ALEFASO NY COMMANDE 👍🎉

CONTACT : 034 33 209 37


CACHE ÉCRAN, ÉCRAN, BATTERIE,DOS,SNS,.....👍

📱 Mitady accessoires sy pièces de rechange ho an'ny téléphone ve ianao? Tonga dia eto! 🔥✅ Cache écran FULL ho an'ny écra...
28/07/2026

📱 Mitady accessoires sy pièces de rechange ho an'ny téléphone ve ianao? Tonga dia eto! 🔥
✅ Cache écran FULL ho an'ny écran incurvé
💰 30.000 Ar (misy pose)
✅ Top Glass ho an'ny écran plat
📱 Misy ho an'ny iPhone & Android
💰 20.000 Ar (misy pose)
✅ Écran LCD ho an'ny Android & iPhone
💰 Manomboka amin'ny 60.000 Ar (misy montage)
✅ Batterie ho an'ny iPhone & Android
💰 Manomboka amin'ny 50.000 Ar
⭐ Kalitao tsara ⭐ Fametrahana matihanina ⭐ Misy modely maro ⭐ Vidiny mirary
📲 Contact / WhatsApp : 034 33 209 37
🚚 Livraison possible Antananarivo 📦 Mandefa colis manerana ny faritra (Régions)
👉 Antsoy na alefaso WhatsApp izahay raha mila fanazavana na te hanafatra. 😊

💥 Vitre de protection pour écran 💥     💥 SOLIDE ET RÉSISTANTE — PROTÈGE EFFICACEMENT VOTRE ÉCRAN CONTRE LES CASSES ! 💥📍 ...
22/07/2026

💥 Vitre de protection pour écran 💥

💥 SOLIDE ET RÉSISTANTE — PROTÈGE EFFICACEMENT VOTRE ÉCRAN CONTRE LES CASSES ! 💥

📍 Lieu : Analakely, près du Palais de la Reine📞 Contact / Livraison (pose incluse) : 034 33 209 37

☄️ Prix : 30 000 Ariary / 150 000 Fmg

😉 Protégez dès maintenant l'écran coûteux de votre téléphone et évitez qu'il ne se casse !

📢"Ho anao mpampiasa iPhone rehetra! ✨🔥Tsy misy iadian-kevitra fa ny iPhone no finday mibika sy manana 'design' kanto ind...
13/07/2026

📢"Ho anao mpampiasa iPhone rehetra! ✨
🔥Tsy misy iadian-kevitra fa ny iPhone no finday mibika sy manana 'design' kanto indrindra. Mba hitandrovana izany hatsarany izany dia ato aminay ihany no ahitanao ny Top Glass tsara kalitao indrindra.🔥

📢✅ Manomboka amin'ny iPhone 5 ka hatramin'ny 17 Pro Max.
Aza avela ho simba ny 'écran'-nao, tongava avy hatrany!"

Contact : 034 33 209 37
AFAKA MANAO LIVRAISON SY MANDEFA ANY REHETRA

NB: Raha maka Plus de 2 dia 15.000 Ar by iray

Prix Top Glass : 20.000 Ar ☑️

07/07/2026
CACHE ÉCRAN FUMÉ
02/07/2026

CACHE ÉCRAN FUMÉ

CACHE ÉCRAN FUMÉ 👏

SADY MANAKONA NY VAKY NO ANTI ESPION (Enao irery ihany no mahita ny anty Écran)

Prix CACHE ÉCRAN FUMÉ : 25.000 Ar (sold)

CONTACT :034 33 209 37/ 033 86 981 67

AFAKA MIANTSO AVY HATRANY RAHA HANAO COMMANDE
AFAKA MANAO LIVRAISON MANODIDINA ANA ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA

17/06/2026

Ecran ,écran 😎😎

01/05/2026

😜 AVERINA FOAN TOMPOKO😊

INONA NO MOA NO ANTONY HANAOVANA CACHE ÉCRAN ?

tsotra kely : MBA TSY HO VAKY NY ÉCRAN ANAO RAHA ILATSANY ZAVATRA NA MIENJERA TAMPOKA NY TÉLÉPHONE ANAO 😅

034 33 209 37

Cache Écran ato aminay :
21D : 15.000 Ar
TOP Glass : 20.000 Ar
FUMÉ : 25.000 Ar
FULL GLUE : 30.000 Ar
HD+ : 20.000 Ar

AFAKA MANAO LIVRAISON SY MANDEFA ANY KOA

Mahatsiaro anao izahay! Fantatray fa tsy mora ny fiainana amin'izao, ary ny finday sisa no mba hampiononana ny saina sy ...
16/04/2026

Mahatsiaro anao izahay! Fantatray fa tsy mora ny fiainana amin'izao, ary ny finday sisa no mba hampiononana ny saina sy hifandraisana amin'ny vady aman-janaka. Malahelo ny fo raha vaky tampoka ny écran nefa ny vola am-paosy efa voatombok'isa.

Tsy hanary anao izahay! Mba hanamaivanana ny fahasahirananao dia nampiditra écran tsara kalitao nefa amin’ny sarany mirary dia mirary izahay:
✅ 55.000 Ar monja ny écran dia miverina vao ny findainao (Honor 8x, Psmart 2019, Redmi Note 7/8/9, Samsung A13/A12, Oppo A3S, Vivo Y85/83).
✅ Misy karazany hafa koa ho an'ny finday avo lenta kokoa.

Contact : 034 33 209 37

Aza avela hijaly ny masonao sy ny fonao. Avia fa hamboarinay ho toy ny vao indray ny anao!

23/03/2026

CACHE ÉCRAN 📱
MAFY TSARA IRETO ATOLOTRA ANAO IRETO 📱💯

21D : 15.000 Ar
Top Glass : 20.000 Ar
HD+ : 20.000 Ar
Fumé : 25.000 Ar
Full glue : 35.000 Ar

Contact : 034 33 209 37 / 033 86 981 67

Address

0343320937
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343320937

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Cache posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mada Cache:

Share