Vente Kely

Vente Kely "Votre confiance, c'est notre existence"

01/04/2025

Coucou♥️🥰👋

🎉 Je viens de terminer le niveau 3 et je suis impatient(e) de continuer à m’épanouir comme Creator sur Facebook !
01/04/2025

🎉 Je viens de terminer le niveau 3 et je suis impatient(e) de continuer à m’épanouir comme Creator sur Facebook !

09/03/2025
25/01/2024

В данном ролике показал всё изнутри, как устроен, ток потребления прочее.

Amin'izao andro Mafana be izao Dia nitondra entana vaovao be izahay LAMPE avec VENTILATEUR CHARGABLE 25000 ar oui tena 2...
24/01/2024

Amin'izao andro Mafana be izao Dia nitondra entana vaovao be izahay
LAMPE avec VENTILATEUR CHARGABLE
25000 ar oui tena 25000 ar
nefa azo entina mandendeha ,mitsoka tsara ny rivotra entiny
Mazava tsara tsy mijaly intsony rehefa délestage
Efa misy câble miaraka amin'azy
Araroty fa somary vitsy no Tonga
Manao livraison Antananarivo sy any amin'ny faritra
Contact 0344787638

Arrivage SPEAKER XM-52060 000ar fotsiny raha toaka 65000 ar Téo alohaContact 0344787638  Maneno mafy izy Sady tsara ny f...
24/08/2023

Arrivage SPEAKER XM-520
60 000ar fotsiny raha toaka 65000 ar Téo aloha
Contact 0344787638
Maneno mafy izy Sady tsara ny feo
Midoboka tsara koa
Son bass amin'ilay tena tsara
Autonomie :10-12h
Toutes options : Bluetooth/Carte/USB/Radio/Aux
Dimensions : 40cm×10cm×11cm
Miaraka amin'ny câble chargeur
Manao livraison izahay na eto Antananarivo ary Mandefa makany amin'ny province ihany koa

RÉCHAUD SPIRALE SIMPLE 30 000Ar raha toa ka 35000ar teo alohaTonga Dia afa pahasahiranana rehefa hahandro sakafo na hama...
18/07/2023

RÉCHAUD SPIRALE SIMPLE
30 000Ar raha toa ka 35000ar teo aloha
Tonga Dia afa pahasahiranana rehefa hahandro sakafo na hamana rano
Tsy mifidy vilany fa mety aminy avokoa
Mitsisy courant Sady mora ampiasaina
Qualité tena tsara Sady mafy
Afaka règle-na ny hafanana hoentiny
Résistance : 1000w
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra
Contact : 0349832894

Lampe solaire ANTI-DELESTAGE65 000ar raha toa ka 70 000ar teo alohaMazava bé izy noho ireo jiro kely 360pcs4 mode ny fir...
20/06/2023

Lampe solaire ANTI-DELESTAGE
65 000ar raha toa ka 70 000ar teo aloha
Mazava bé izy noho ireo jiro kely 360pcs
4 mode ny firehetany
Efa intégré ny panneau solaire any
Afaka chargena amin'ny courant iany koa miaraka amin'ny câble type-C
Afaka ichargena Smartphone
Autonomie : 12-15H d'activité
Misy aimant afaka apetaka amin'ny vy misy tahony ihany koa
Contact : 0349832894
Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny Faritra

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Telephone

+261344787638

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vente Kely:

Share