13/08/2026
โฅ๏ธโฅ๏ธโฅ๏ธ
๐๐ก๐จ๐๐ง๐ ๐ง๐จ ๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฅ๐ฬ๐ง๐ ๐ก๐จ๐ ๐๐๐-๐ฉ๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐ข๐๐ง๐ญ ๐ข๐ซ๐๐ฒ ? ๐ค
- Miverina maka sy miantso anao izy @ fetiny hafa
- Misaotra sy mankasitraka ny asa vitanao izy (@ endrika miramirana ๐)
- Manome fahafaliam-po manokana anao izy (tena vokatry ny fo)
- Manentana ny manodidina azy izy haka anao ihany koa
- Miantso na mandefa hafatra izy maneho ny hafaliany
- Endrika feno hafaliana no hita eny aminy rehefa tapitra ny fety
โฆ.
Ireo no ยซ ๐๐ ๐๐ฅ๐ฬ ยป anโilay ยซ ๐๐จ๐ฎ๐๐ก๐ ๐๐ ๐ฆ๐๐ ๐ข๐ ยป ๐
fans