15/09/2025
📣📣📣“Cuir tena izy, pneu tsy mety ritra – vita malagasy, natao ho anao.” 🫵🫵
Na lehibe na ankizy na vavy na lahy 🧒🧑👶
Misy model en daim ihany ko ah 👌👌
Mandray commande izahay afaka mamoaka ny model Izay tinao rehetra
Aza misalasala miditra Mp
Manao livraison
Mandefa amin'ny faritra ihany ko