Tatie Flora

Tatie Flora Haute couture sur mesure 🌸

Page annexe artisanat malagasy 🇲🇬 Ma'Nouh

Ary raha asiana amin'ity ko assorti amin'ilay robe anieka tsarakely eh 😊
19/08/2026

Ary raha asiana amin'ity ko assorti amin'ilay robe anieka tsarakely eh 😊

Salama eh 👋 ireto indray misy idée kely aloha raha manana lamba ianareo 🥰
14/08/2026

Salama eh 👋 ireto indray misy idée kely aloha raha manana lamba ianareo 🥰

Tsaroanareo ve le lamba be nodidiko tamin'iny 😊Ireto izy ireto f'efa vita 🔥 maromaro ihany ah 😁 Ny indrokelin'ny mpandra...
11/08/2026

Tsaroanareo ve le lamba be nodidiko tamin'iny 😊

Ireto izy ireto f'efa vita 🔥 maromaro ihany ah 😁

Ny indrokelin'ny mpandrafitra hono tsy maintsy misy fa mankasitraka anareo izay mbola matoky ny asanay hatrany ah 🥰💕

08/08/2026

Zaitra voakaly 💕 tsy lazalazaina hisintomana client fotsiny izay fa ny asa vita no hifampitsarana 🌼😊

Mankasitraka azy 2 vavy 🥰

Zany ary n relève 🤔mbola tsy mahaleo tena tsara izy aloha raha resaka zaitra fa mbola tantanina moramora eny 😊 fa efa mb...
05/08/2026

Zany ary n relève 🤔

mbola tsy mahaleo tena tsara izy aloha raha resaka zaitra fa mbola tantanina moramora eny 😊 fa efa mba mahatafavoaka an'izao akanjony izao anefa 🥰

Ao amin'ny pejy 'Nouh kosa raha te hanjifa ny tena talentany 😉

Manahirana ihany indraindray 🤔Client:  ity ny lamba de ze modèle itanao mba hampivoaka azy eo fotsiny ataoZa: ko ra tsy ...
01/08/2026

Manahirana ihany indraindray 🤔

Client: ity ny lamba de ze modèle itanao mba hampivoaka azy eo fotsiny atao
Za: ko ra tsy tinareo ze ataoko eo mo zany de ahoana?
Client: matoky anao za eh, efa hitanao ihany le efa nozairiko tato reny de mba tsy atao mitovy an'ireny fotsiny fa mba hafa indray
Za: eny ary eh

👉 Ka efa voarainy soamantsara moa izany fa de ... 🥰🥺 Mbola afa-po ihany ony eh 🥺🥰 na i papa ko aza mba faly ery tamin'ilay modèle ony ❣️

Mankasitraka fona kih maman ah 💕🙏

30/07/2026

Efa tsy andry indray izay hampisehoana anareo ny vokatr'ireto 😁 🥰

Tinareo be fona ity modèle-nay ity 🥰Mankasitraka Mme I. indray tamin'ny fahatokisana ❣️ cliente vaovao be izy 🌼
27/07/2026

Tinareo be fona ity modèle-nay ity 🥰

Mankasitraka Mme I. indray tamin'ny fahatokisana ❣️ cliente vaovao be izy 🌼

Na lava na fohy mety foana 🥰 fa izao 👉 ny kalitaon'ny zaitra hafa foana 😊 tsy mandiso fanantenana 🔥🔥🔥
24/07/2026

Na lava na fohy mety foana 🥰 fa izao 👉 ny kalitaon'ny zaitra hafa foana 😊 tsy mandiso fanantenana 🔥🔥🔥

21/07/2026

Iza daholo ilay mpanjaitra tsy mba zatra mampiasa patron toa ahy ato ??

Address

Talatamaty
Antananarivo

Telephone

+261344314905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tatie Flora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share