Mozika Access

Mozika Access 🔊 VENTE DES ACCESSOIRES DE MUSIQUE🎶🎶
-Ecouteurs
-Casques
-Accordeurs\Tuners
-Cordes guitares
-Baguettes
-...
👍 MORA HATRANY👍

Midoboka be koa ity ecouteur bluetooth ity😊☺✨TWS PRO 3(Disigne mitovy @ Airpods pro 3)Malaky sao tsy hahazo eo an☺😊CONTA...
29/03/2026

Midoboka be koa ity ecouteur bluetooth ity😊☺
✨TWS PRO 3(Disigne mitovy @ Airpods pro 3)
Malaky sao tsy hahazo eo an☺
😊CONTACT + TOERANA ANATERANA AZY no apetraka ho an'izay hanao commande😊
✅LIVRAISON GRATUITE HO AN'NY CENTRE VILLE✅
🔊COULEUR NOIR,COULEUR BLANC
🔊SON TENA TSARA
🔊MIDOBOKA SY MATANJAKA BE
🔊AUTONOMIE 5H
🔊AZO ANAOVANA APPEL
🔊COMMANDE TACTILE
👉PRIX:25 000Ar
👉Contact:034 49 729 53

AIRPODS PRO 2 è GENERATION🔊CERTIFIÉ AVEC NUMERO DE SERIE✅✨CONTACT+TOERANA ANATERANA AZY NO ALEFANAO MP NA AO @ COMMENTAI...
28/03/2026

AIRPODS PRO 2 è GENERATION🔊
CERTIFIÉ AVEC NUMERO DE SERIE✅
✨CONTACT+TOERANA ANATERANA AZY NO ALEFANAO MP NA AO @ COMMENTAIRE DIA ATERINAY NY COMMANDE-NAO😊😊

✨Ireto ny bomba ilay AIRPODS PRO 2 È GENERATION
👉COMMANDE TACTILE
👉3JOURS D'AUTONOMIE(Miaritra sy matanjaka be)
👉HAUTE QUALITÉ
👉SON EXTRA PUISSANT
👉BASSE PROFONDE(ilay tena mandona be nefa tsy mankarary sofina)
👉APPEL ENTRANT/SORTANT📱:OK✅
👉COMPATIBLE A ANDROID,IPHONE,IPAD...
👉ACCESSOIRES:2KITS L/R AVEC BOITIER DE CHARGE , RECHANGES EMBOUTS , CABLE TYPE C , GUIDES
✅PRODUIT NEUF,SOUS CARTON SCELLÉ
✅PRIX:40 000Ar seulement😊
✅MISY PRIX DE GROS KOA RAHA MBOLA HIVAROTRA IANAO😊
✅LIVRAISON GRATUITE 👍
✅MANDEFA ANY @ FARITRA👍

Ecouteur💪KELY MANDÒNA BE💪sady PROMO BE fa sao tara eo☺✨PODS 4 ANC✨(modèle stereo qualité supérieure)✅LIVRAISON GRATUITE ...
24/03/2026

Ecouteur💪KELY MANDÒNA BE💪sady PROMO BE fa sao tara eo☺
✨PODS 4 ANC✨(modèle stereo qualité supérieure)
✅LIVRAISON GRATUITE HO AN'NY CENTRE VILLE REHETRA✅
👉BATTERIE TENA MIARITRA(6H d'ecoute non stop)
👉FEO MATANJAKA BE,TENA QUALITÉ TSARA FA TSY HOE MIDOBOKA FOTSINY😊
👉BASSE TENA MIDOBOKA BE
👉MISY REDUCTION ACTIVE DU BRUIT
👉METY @ ANDROID,IPHONE,...
👉APPEL OK📱
👉COMMANDE TACTILE(Play,pause,next,..)
👉✨PRIX:35 000Ar
👉MANAO LIVRAISON,MANDEFA ANY @ FARITRA
👉CONTACT:034 49 729 53
👉STOCK LIMITÉ 😊

🎉🎉PRIX CADEAU🎉🎉Faly ndray izahay manolotra anareo azy😊😊😊Ho an'ny olona 30 tonga voalohany ihany io fa zay ny stock ato😊😊...
22/03/2026

🎉🎉PRIX CADEAU🎉🎉
Faly ndray izahay manolotra anareo azy😊😊😊
Ho an'ny olona 30 tonga voalohany ihany io fa zay ny stock ato😊😊
26 000Ar dia efa mahazo an'io ECOUTEUR BLUETOOTH 2 È GENERATION IO ianao✅
✨HAUTE QUALITÉ & DISIGNE
✨COMMANDE TACTILE
✨BOITIER MAVESATRA SADY MITANA CHARGE TSARA(12H)
✨FEO MATANJAKA SY MAZAVA
✨MIDOBOKA TSARA
✨AUTONOMIE:6H D'ECOUTE NON STOP+12H CHARGE DU BOITIER
✨AZO ANAOVANA APPEL
✨METY @ ANDROID,IPHONE,...
✨CONFORTABLE TSARA @ SOFINA
✨INTRA,SADY TSY MIVOAKA ANY IVELANY NY FEO
✅ALEFASO NY COMMANDE @ MESSAGE PRIVÉ NA MIANTSO NY 034 49 729 53
✅LIVRAISON HO AN'ANTANANARIVO
✅MANDEFA ANY @ FARITRA SY NY TOERANA LAVITRA
✅STOCK LIMITÉ✅

AIRPODS PRO 🌝CERTIFIÉ AVEC NUMERO DE SERIE✅👉COMMANDE TACTILE👉3JOURS D'AUTONOMIE(Miaritra sy matanjaka be)👉HAUTE QUALITÉ👉...
12/03/2026

AIRPODS PRO 🌝
CERTIFIÉ AVEC NUMERO DE SERIE✅
👉COMMANDE TACTILE
👉3JOURS D'AUTONOMIE(Miaritra sy matanjaka be)
👉HAUTE QUALITÉ
👉SON EXTRA PUISSANT
👉BASSE PROFONDE(ilay tena mandona be nefa tsy mankarary sofina)
👉APPEL ENTRANT/SORTANT📱:OK✅
👉COMPATIBLE A ANDROID,IPHONE,IPAD...
👉ACCESSOIRES:2KITS L/R AVEC BOITIER DE CHARGE , RECHANGES EMBOUTS , CABLE TYPE C , GUIDES
✅PRODUIT NEUF,SOUS CARTON SCELLÉ
✅PRIX:40 000Ar seulement😊
✅MISY PRIX DE GROS KOA RAHA MBOLA HIVAROTRA IANAO😊
✅MANAO LIVRAISON 👍
✅MANDEFA ANY @ FARITRA👍

🎉🎉OMENAY PROMO FOANA ALOHA😊🎉🎉🎉🎧CASQUE BLUETOOTH P9🎧✅27 000Ar monja✅👉Azo anaovana appel📱👉Misy RADIO FM👉Batterie miaritra ...
08/03/2026

🎉🎉OMENAY PROMO FOANA ALOHA😊🎉🎉🎉
🎧CASQUE BLUETOOTH P9🎧
✅27 000Ar monja✅
👉Azo anaovana appel📱
👉Misy RADIO FM
👉Batterie miaritra be
👉Feo tena tsara sy mazava
👉Basse mandona sy tena midoboka be🔊
👉Misy entrée carte SD
👉Misy entrée fiche jack
👉Qualité sonore👍✅
👉COULEURS DISPO:NOIR,ARGENTÉ,BLEU,ROUGE,ROSE
ALEFASO ARY NY COMMANDE DIA ATAONAY LIVRAISON ANY AMINAO ZAY TIANAO😊😊
MANDEFA ANY @ FARITR IHANY KOA
CONTACT:034 49 729 53

✨AIRPODS COULEUR BLANC✨TIANAY HANANA DAHOLO IANAREO DIA TOHIZANAY NY PROMOTION😊😊MISY PRIX DE GROS KOA HO AN'IZAY HAKA MA...
03/03/2026

✨AIRPODS COULEUR BLANC✨
TIANAY HANANA DAHOLO IANAREO DIA TOHIZANAY NY PROMOTION😊😊
MISY PRIX DE GROS KOA HO AN'IZAY HAKA MARO SY MBOLA HIVAROTRA✅
Izay leo ecouteurs kapoaka sy tsy midoboka dia tonga dia io vidiana👇
✅HAUTE QUALITÉ & HAUT DISIGNE
✅FEO TENA TSARA
✅BASSE PROFONDE,TENA MIDOBOKA SY MAZAVA BE 🔊
✅TSY MANKARARY SOFINA,CONFORTABLE
✅MIARITRA SY MATANJAKA BE
✅6H D'AUTONOMIE(mihaino tsy ankiato) + 12H CHARGE DU BOITIER
✅NY VIDINY KOA TENA NATAO MORA:30 000Ar✅
✅MANOME PRIX DE GROS KOA IZAHAY
VIDIO MALAKY ARY SAO TSY HAHAZO EO EE😊😊
❌STOCK LIMITÉ❌
MANAO LIVRAISON,MANDEFA ANY @ FARITRA IHANY KOA
CONTACT:034 49 729 53

ITY KOA NO TENA TSARA AN😊✅Couleur NOIR MAT✅Feo midoboka tsara✅Mazava tsara✅Basse mandona tsara✅Autonomie:6H mihaino tsy ...
25/02/2026

ITY KOA NO TENA TSARA AN😊✅
Couleur NOIR MAT
✅Feo midoboka tsara
✅Mazava tsara
✅Basse mandona tsara
✅Autonomie:6H mihaino tsy ankiato + 12H charge du boitier
✅Miaritra be sady tena tsara
👉Prix de PROMO:45 000ar😊
👉 Manome prix de GROS koa izahay ho anao izay mbola hivarotra✅
Contact:034 49 729 53
✅Manao livraison any amin'ny toerana misy anao ihany koa izahay✅😊
Alefaso ny commande ary😉

TENA MANAO BE🔊🔊🔊❌Leo ve ianao mihaino mozika @ ecouteur tsy misy basse?❌Leo feo tsy dia mazava rehefa manao appel?📱❌Ta h...
19/02/2026

TENA MANAO BE🔊🔊🔊
❌Leo ve ianao mihaino mozika @ ecouteur tsy misy basse?
❌Leo feo tsy dia mazava rehefa manao appel?📱
❌Ta hanana gadget manintona sy moderne ve ianao?
👉Io ary ny tsara fa aza tara ee,Trop be ny SON a🔊
✅Son ultra clair & Basse tena mandona be🔊🔊
✅Disigne class et moderne
✅Batterie miaritra hatramin'ny 6H(mihaino tsy ankiato),miampy 12H charge du boitier
✅Compatible Android sy Iphone

🎉PROMO BE:Ataonay 30 000Ar monja izy fa tsy 70 000Ar
🎉Manao livraison,mandefa any @ faritra😊😊
📱034 49 729 53
❌STOCK LIMITÉ❌
Livré avec boite,cable type C,boitier et kits L,R,3pairs d'embouts,livre de guide

TENA MANAO BE IREO AIRPODS IREO A✅NY TSARA HATRANY NO OMENAY ANAO✅😊PHOTOS REELLES DAHOLO😁Na ilay mainty na ilay fotsy✅👉M...
18/02/2026

TENA MANAO BE IREO AIRPODS IREO A✅
NY TSARA HATRANY NO OMENAY ANAO✅😊
PHOTOS REELLES DAHOLO😁
Na ilay mainty na ilay fotsy✅
👉Mahazo aina tsara ianao mihaino azy,tsy mankarary sofina
👉Midoboka be sy mazava tsara ny feo
👉Tena miaritra ary mitana charge tsara
👉Tena tsara be😊😊
FIHENAM-BIDY BE FOANA ATO AMINAY:
👉45 000Ar ny MAINTY fa tsy natao 80 000Ar
👉30 000Ar ny FOTSY fa tsy natao 70 000Ar
ALEFASO ARY NY COMMANDE-NAO FA ATERINAY SOAMATSARA ANY AMINAO IZAY METY AMINAO😊😊
CONTACT:034 49 729 53
✅SOUS CARTON✅

Ny ecouteur M19 koa zareo tsara a✅👍Maivamaivana tsy mitambesatra be @ sofina✅Feo mazava tsara✅Maneno tsara✅Azo anaovana ...
12/02/2026

Ny ecouteur M19 koa zareo tsara a✅👍
Maivamaivana tsy mitambesatra be @ sofina
✅Feo mazava tsara
✅Maneno tsara
✅Azo anaovana appel(entrant,sortant)
✅Tsy matahotra rano
Misy fihenam-bidy hatrany ato aminay koa aza tara fa sao lany dia tsy mahazo😊
Manao livraison hatrany 034 49 729 53
22 000Ar ny vidiny fa efa tsy natao 35 000Ar mitovy @ le any ananona😁😁😅

Tsara koa ito a✅✅FIHENAM-BIDY BE FOANA NY ATO AMINAYMilamina tsara ny saina sy ny sofina ary ny fanahy mihanoka mozika m...
10/02/2026

Tsara koa ito a✅✅
FIHENAM-BIDY BE FOANA NY ATO AMINAY
Milamina tsara ny saina sy ny sofina ary ny fanahy mihanoka mozika mahafinaritra miaraka aminy😊
🔊E-JEFF TWS🔊
👉Boitier tena miavaka sy tsara bika
👉Ecouteur bluetooth
👉waterproof
👉maivana tsy mankarary sofina
👉basse profonde
👉miaritra tsara ny batterie:6H mampiasa tsy ankiato
👉Led digital
👉Distance 10 à 20m
❌STOCK LIMITÉ❌
Ataovy malaky ny commande fa aterinay any aminao io😊😊
Contact:034 49 729 53

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mozika Access posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category