Mahasoa

Mahasoa vente de prête à porter pour enfant et adulte

Arrivage eva slide 2.0 ndray o!Souple sady mafy tsaraTout a 25000ar fotsiny
23/03/2024

Arrivage eva slide 2.0 ndray o!
Souple sady mafy tsara
Tout a 25000ar fotsiny

21/03/2024

MPIVAROTRA ANANA VE IANAO?

Maninona ny mpivarotra anana no tsy mivoatra mihintsy? io ny varotra ataony, rehefa miverina ianao afaka 10 taona, mbola io ihany no eo.

Maninona ny mpivarotra legioma no tsy mivoatra mihintsy? mivarotra tao antsena izy tamin'ny taona 2000, rehefa miverina ianao afaka 20 taona, mbola io ihany no eo, tsy nisy niova na ny kely aza.

Logique be raha mitaraina izy hoe mafy ny fiainana: ny vola miditra mitovy tamin'ilay noraisina tamin'ny 10taona ihany nefa ny fiainana miakatra, ny zaza tezaina mia-betsaka, ny andrina nefa miketrona, ny volo mia-fotsy...

Telo ny olany:
1 - Efa nanomboka nanao "investissement" ihany izy tamin'ny voalohany fa tsy "tsy nitohy nanao investissement"
2 - Tamana tao anaty "zone de confort"; efa ampy io vola io e, io aza tsy araka e...
3 - Maika hamita asa mba hangalana aina aloha loatra

Inona no hahazahoana tombony kokoa, ny mamboly manga iray dia mioty ny vokany, sa ny mamboly foana na dia efa mahazo vokatra be aza?

Sahia manao "investissement". Raha mpivarotra anana ianao, ampio ny point de vente nao; diovy, hatsarao, asio haingony, manaova publicité, mividiana tany dia mambole an'izay tinao ho jinjaina, trandrao izay mampiavaka anao, dévéloppeo...

Aza mihonona amin'io kely azo io; androany io possible ampy ho anareo... fa rahampitso io tsy ampy. Ny fiainana miakatra, ny loharanom-bola mila mia-betsaka.
N'inona n'inona secteur d'activité hilomanosanao, sahia miafy manao "investissement"

Aza maika iala sasatra aloha loatra
Ry tanora, aza rerakin'ny mamafy voa

Tsara ity alakamisy ity


Cartigant  matsiro tsara 😍Mp pour plus de détail
27/04/2022

Cartigant matsiro tsara 😍
Mp pour plus de détail

25/03/2022
👉A.R.R.I.V.A.G.E.S👈Pantalon pour femme de seconde main, tsara kalitao.Ao  ny sary s prix.Aza misalasala manontany 😊
19/03/2022

👉A.R.R.I.V.A.G.E.S👈
Pantalon pour femme de seconde main, tsara kalitao.
Ao ny sary s prix.
Aza misalasala manontany 😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share