31/07/2026
🚨🚨 PIÈCES ARRIVAGE VAOVAO 🚨🚨
Ry mpivarotra malala, aza tara! 😍
Mitady stock tsara kalitao sy mora amidy ve ianao? Ity no fotoana!
🛍️ Ao anatin'ny lot:
🌸 Spécial Haut :13 pièce ☘️
🌸 Ensemble jupe: 7 pièce ☘️
🌸 spécial Robe :8pièce ☘️
🌸 Ensemble jogging 5pièces☘️
💢Misy ihany koa n'y mixte ahitana:
🌸 Ensemble jupe
🌸Ensemble short
🌸Haut
🌸 Jumpsuit
🌸Robe
🌸Ensemble 3d
5 pièce ☘️
10 pièce ☘️
💯 ten manara-damaody.
💯 Kalitao tsara.
💯 Mety amin'ny sokajin-taona rehetra.
🔥 Raha mbola te hivarotra sy hampitombo ny tombom-barotra ianao, dia natao ho anao ity lot ity!
❌Mandefa singany ihany koa izahay 😊 🛍️
⚠️ Voafetra ny stock, izay mamandrika aloha no mahazo aloha.
📩 Inbox dieny izao!