Jinami

Jinami Spécialiste en crochet, création et réalisation .

Vaovao ny Taona dia andao hianatra zava-baovao ihany koa miaraka aminay🧶Maro be ianareo no efa niandry ny hiverenan'ny f...
08/01/2024

Vaovao ny Taona dia andao hianatra zava-baovao ihany koa miaraka aminay🧶

Maro be ianareo no efa niandry ny hiverenan'ny fampianarana crochet ka tonga ary izahay🥰

Ho anao te hiala voly, te hamorona asa, te hanitatra ny fahalalana momba ny crochet dia vonona izahay hampianatra anao.

Ity ny daty voalohany amin'ity taona ity 13 Janoary, afaka misafidy ora ianarana
Misy fitaovana hamidy amin'ny vidiny mirary ihany koa.

Voafetra ho 4 isaky ny séance ny olona ampianarina.

Fandriho dieny izao ary toerana.

Laquelle préférez-vous ?Si vous aimez ces modèles, n'hésitez pas à nous contacter 🥰
24/08/2022

Laquelle préférez-vous ?

Si vous aimez ces modèles, n'hésitez pas à nous contacter 🥰

22/08/2022

Memories🥰
Mihamy Mada Fashion 2022

Dressed by me.
30/09/2021

Dressed by me.

Efa misy tompiny Ary Nefa mbola 🙄
Jamais satisfaite kony ein kiala petakorona 🤪
❤️

Address

Anosivavaka, Ambohimanarina
Antananarivo
101

Telephone

+261342098988

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jinami posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share