ISIKA Miantsena

ISIKA Miantsena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ISIKA Miantsena, Apparel & Clothing, Ambatomaro Antsobolo, Antananarivo.

🔥☕ Te hanana rano mafana haingana sy milamina isan’andro?Ny Electric Kettle BOMA dia natao hanamora ny fiainana andavana...
25/02/2026

🔥☕ Te hanana rano mafana haingana sy milamina isan’andro?
Ny Electric Kettle BOMA dia natao hanamora ny fiainana andavanandro — mora ampiasaina, maoderina, ary mety amin’ny trano, birao na commerce.
Tsy mila miandry ela. Tsy mila fatana na charbon.
Tsindrio fotsiny, ary miandry minitra vitsy.

✅ BM 04 03 – 50 000Ar
✔ Capacité 2.0L – mety ho an’ny fianakaviana
✔ 1500W – fanafanana haingana
✔ Stainless steel matanjaka
✔ LED indicator
✔ Base rotative 360° mora ampiasaina
💰 Vidiny: 50 000Ar

✅ BM 1623 – 70 000Ar
✔ 1.2L – compact & design moderne
✔ 1500W – mahomby amin’ny fampiasana andavanandro
✔ Fiarovana automatique rehefa mangotraka
✔ Mora diovina
💰 Vidiny: 70 000Ar
✨ Mety amin’ny:
☕ Café sy Thé maraina
🍜 Nouilles sy sakafo maika
🥣 Fampiasana andavanandro ao an-trano na birao
🚚 Livraison misy
📦 Mandefa any amin’ny faritra
💬 Frais de livraison hifampiresahana
📩 Raha mila fanazavana fanampiny na te-hamandrika dia afaka mandefa message eto amin’ny pejy.

17/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Emilie Diem, Jacques Rakotoniasy, Hardy Rabemanantsoa

Address

Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo
101

Telephone

+261330803017

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ISIKA Miantsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ISIKA Miantsena:

Share