13/05/2025
❌Tamatave en face gare manguier ❌
Trop hâte de vous revoir 🥰🥺
Ho avy tsy ho ela any ndray zay le 20 à 24 Mai 🥰
Stand N° 44 fa mbola même place t@ taloha teo iany 🥰
Ahitanareo articles maro tsara 🥰 am taille Xs àXl mety atao cadeaux maman tsara mintsy ❤️
Manantena ny fahatongavanareo hatrany oh 🥰